RAHARAHA HERISETRA NATAON`NY MPITONDRA FIANGONANA BIBLIKA MANDRITSARA TEO ALOHA – MANANTENA NY HISIAN`NY MANGARAHARA NY LASIBATRA
✦ Nahao taratasy fiantsoana avy amin`ny fitsarana (Cour d`appel) any Mahajanga ny fianakaviana lasibatra herisetra ara-nofo nataon`ny mpitondra fiangonana batista Mandritsara teo aloha izay efa nidoboka amponja. Nisy anefa ny…
Read More