π•πŽππƒπ‘πŽππ€ 𝐀𝐏𝐏𝐄𝐋 πŒπ€πƒπ€π†π€π’πˆπŠπ€π‘π€ : ππˆπ€π‘π€π‡π€ππ€ 𝐍𝐀𝐇𝐀𝐓𝐑𝐀𝐓𝐑𝐀 𝐍𝐘 π“π€πŽππ€ π’π˜ ππˆπ“π€π…π€ π“π€πŒπˆπ’𝐍𝐘 πŒπˆππˆπ’πˆπ“π‘π˜ 𝐍𝐘 𝐒𝐄𝐑𝐀𝐒𝐄𝐑𝐀 π’π˜ 𝐍𝐘 πŠπŽπ‹πŽππ“π’π€πˆππ€

112 0
πŸ›‘ Tontosa androany 10 Febroary 2025 tetsy amin’ny misteran’ny serasera sy ny kolontsaina Nanisana ny fifampiharabana nahatratry ny taona 2025 teo amin’ny mpanao Gazety anabaka sy Ramatoa minisitra MARA DONNA.
πŸ›‘ Nisongadina nandritra ny fiaonana ny mahakasika ny antompisian’ny gazety anabaka sy ireo tetikasa maro be hiarahan-dramatoa minisitra hiasa amin’ny mpanao gazety anabaka : VONDRONA APPEL MADAGASIKARA.
πŸ›‘ Gazety anabaka miisa 15 ankehitriny no mandrafitra ny VONDRONA APPEL MADAGASIKARA ary mpanao gazety matianina avokoa no misehatra @ity VONDRONA ity fa indrindra manana ny karatra maha mpanao gazety avy amin’ny OJM.
πŸ›‘ Tanjona ,ny hametrahana ny Gazety anabaka @ lenta ambony eo @ sehatry ny asa fanaovangazety fa indrindra ny ahaizan’ny rehetra manavaka ny tena mpanao gazety sy ny hosoka,
MBA ho mpanao gazety mamoaka vaovao marina .
πŸ›‘ Anisan’ny mandrafitra ny VONDRONA APPEL MADAGASIKARA moa ny Gazety anabaka FEON’NY DEMOKRASIA izay misandrahaka manerana ny faritra miisa 24.

Related Post

π…πˆπ“π€π‹π„π•π€πŒ-ππ€π‘πˆπ“π‘π˜ 𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐁𝐄𝐀𝐙𝐀𝐍𝐀 π€πŒπŽπ‘πŽπ’𝐈 πŒπ€ππˆπ€

Posted by - avril 16, 2025 0
π…πˆπ“π€π‹π„π•π€πŒ-ππ€π‘πˆπ“π‘π˜ 𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐁𝐄𝐀𝐙𝐀𝐍𝐀 π€πŒπŽπ‘πŽπ’𝐈 πŒπ€ππˆπ€ π‚πˆπ’π‚πŽ π€πŒππŽπ’πˆπ“π‘π€/ 𝐙𝐀𝐏 π€ππŠπ€π™πŽπ€πŒππŽ πŽππ† « 𝐒𝐄 𝐓𝐄𝐍𝐃𝐑𝐄 𝐋𝐀 πŒπ€πˆπΒ Β»/ π…πŽππƒπ€π“πˆπŽπ π€π—πˆπ€π/π˜π€π’ 𝑡𝑢𝑻𝑢𝑲𝑨𝑡𝑨𝑡𝑨 𝑡𝒀 𝑬𝑷𝑷 𝑨𝑴𝑷𝑨𝑡𝑨𝒁𝑨𝐕𝑨…

Paska Antsirabe

Posted by - avril 1, 2024 0
Paska Antsirabe Anisan’ny fety iray tena mampiavaka an’Antsirabe ny fetin’ny paska, saika Tonga eto avokoa ny avy any amin’ny faritra…