Fiaraha-monina AMPATSY SOAMANANDRARINY : JIOLAHY IRAY NAHATRARANA BASY POLETA TAO AN-TRANONY Posted on décembre 26, 2023 at décembre 26, 2023 by feonydemokrasia 206 0 Vao tsy ampy herinandro izay no nahatratra Jiolahy raindahiny @ fanafihana sy fanendahana nisesy teto andrenivohitra ny zandary avieo anivon’ny poste avancé soamanandrariny dia izao nahazo vokatra vaovao izao indray. Antso voarain’ny #PA-soamanandrariny tamin’ireo olona norahonan’ity Jiolahy ity no niaingana t@ny fisamborana azy. Basy POLETA 7,65mm no tratra tao antranona lehilahy iray 34 taona tao @fkt Ampatsy Soamanandrariny ny 25 desambra 2023. Raha ny fanadihadihana;basy an’ny Jiolahy efa Maty voatifitry ny zandary Itaosy ity basy tratra niaraka t@ity Jiolahy tao antranony ity. Ary efa 2 taona no nihazonany io basy io. Vao nivoaka ny fonja ny volana aprily lasa teo ity Jiolahy ity (nisazy 10 volana tany antanimora Ary nataony tsara toerana ilay basy nandritra io 10 volana nisaziany io). Manamafy hatrany ny zandarimaria ao amin’ny #tobin-jana-paritraSoamanandrariny fa tsy hisangy amin’ny fanafongorana ny asa ratsy rehetra ety amin’ny manodidina ;ary tsy tokony hisalasala ny mponina hiantso azy ireo rehefa misy tranga mampiahiahy indrindra amin’izao fety izao?? Nangonin’i Malala Tsa
MAROANTSETRA : RAIM-PIANANKAVIANA IRAY MATY NILATSAHAM-POTAKA. Posted by feonydemokrasia - janvier 10, 2024 0 MAROANTSETRA : RAIM-PIANANKAVIANA IRAY MATY NILATSAHAM-POTAKA. Lehilahy iray 59 taona no Maty nilatsaham-batra tao Vodivohitra -Voloina-Maroantsetra ny omaly hariva 9…
Distrikan’Amparafaravola | Sefo fokontany 189 no nisitra Bisikileta VTT vaovao Posted by feonydemokrasia - février 27, 2024 0 Sefo fokontany 189 avy amin’ny kaominina 22 ao amin’ny distrikan’Amparafaravola no nisitraka Bisikileta VTT vaovao, Androany Talata 27 Febroary no natolotra…
MITAKY HAMPAKARANA KARAMA NY MPAMPIANATRA FRAM AO AMIN`NY CEG TSARAVONY MARIE JEANNE MANDRITSARA Posted by feonydemokrasia - septembre 27, 2024 0 Efa ela no tsy nisy fampakarana ny karaman`ireo mpampianatra FRAM ao amin`ny CEG Tsaravony Marie Jeanne CISCO Mandritsara. Nanatanteraka fivoriam-be…
𝐅𝐢𝐟𝐢𝐝𝐢𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐕𝐌𝐓 𝐓𝐨𝐚𝐦𝐚𝐬𝐢𝐧𝐚 – 𝐂𝐥𝐚𝐮𝐝𝐢𝐚 𝐓𝐒𝐈𝐓𝐎𝐋𝐎𝐌𝐘 𝐋𝐚𝐧𝐲 𝐈𝐧𝐝𝐫𝐚𝐲 𝐡𝐨 𝐅𝐢𝐥𝐨𝐡𝐚 Posted by feonydemokrasia - juin 4, 2025 0 Toamasina – Tontosa ny Alarobia 04 Jona 2025 ny fifidianana ho filohan’ny Vehivavy Mpanao Gazety eto Toamasina (VMT). Ramatoa Claudia…
MANANARA-AVARATRA : MAORISIANINA 03 NATOSIKIN’NY RANOMASINA TAO IMORONA Posted by feonydemokrasia - mai 18, 2025 0