Sosialy AMBATONDRAZAKA | IKAMBANANA FIHAVANANA MANASOA. Posted on mars 31, 2024 at 7:46 pm by feonydemokrasia 322 0 Amin’izap fetin’ny Paska izao dia nahatsiaro manokana ireo sahirana ao amin’ny Fokontany Atsimondrova, Kaominina Ambonivohitra Ambatondrazaka ny fikambanana Fihavanana Manasoa ka nizarana fanampiana (paniers garnis) ho an’ireo fianakaviana sahirana miisa 100 ny Sabotsy 30 Martsa 2024. Nisaotra ireo zanak’ampelezana monina any ivelany nanampy ny fikambanana sy ireo mpikambana rehetra nanatontosa ny hetsika moa ny filoha Hery RAKOTOMANANA Nangonin’i Lova Janà
FAMATSIANA RANO FISOTRO MADIO ATO MENABE NANATANTERAKA FANADIHADIANA HO A N’IREO FOTODRAFITR’ASA NY FISITRAHAN’NY MPONINA RANO FISOTRO MADIO ATO MENABE NY ONG SAHI Posted by Ra PA - octobre 1, 2025 0 Nampafantarina omaly teto Morondava moa ny vokatr’izany fanadihadiana izany izay nataon’ny ONG SAHI tanatin’ny efa-bolana novatsian’ny UNICEF vola ka nisaotra…
𝐋𝐀𝐍𝐎𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐅𝐀𝐍𝐎𝐊𝐀𝐅𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 « 𝐓𝐄𝐓𝐈𝐊𝐀𝐒𝐀 𝐓𝐒𝐈𝐌𝐁𝐈𝐍𝐀 » Posted by feonydemokrasia - août 10, 2024 0 Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy, anio 09 aogositra 2024, tetsy amin’ny « Gymnase Couvert Mahamasina », ny Tetikasa Tsimbina izay notarihin’ny Filoham-pirenena Andry…
𝐃𝐈𝐒𝐓𝐑𝐈𝐊𝐀𝐍’𝐈 𝐌𝐈𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐕𝐀𝐙𝐎,𝐓𝐀𝐍𝐓𝐄𝐑𝐀𝐊𝐀 𝐍𝐘 𝐍𝐎𝐅𝐈𝐍𝐎𝐅𝐈𝐍’𝐈𝐑𝐄𝐎 𝐊𝐀𝐎𝐌𝐈𝐍𝐈𝐍𝐀 𝐕𝐀𝐋𝐎(𝟎𝟖) 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐓𝐀𝐏𝐀𝐍𝐘 𝐀𝐕𝐀𝐑𝐀𝐓𝐑𝐘 𝐍𝐘 𝐃𝐈𝐒𝐓𝐑𝐈𝐊𝐀 𝐍𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐍𝐘 𝟐𝟎 𝐓𝐀𝐎𝐍𝐀 𝐌𝐀𝐇𝐄𝐑𝐘 Posted by Ra PA - août 12, 2025 0 Vita ny BAC eo amin’ny reniranon’i Mahajilo mampitohy ny renivohitrin’ny distrikan’i Miandrivazo sy ireo kaominina valo (08) izay nitoka-monina nandritra…
NITSIDIKA NY CENTRE ECO-TOURISTIQUE MENABE NY MINISITRY NY SERASERA SY KOLON-TSAIANA Posted by Ra PA - mars 15, 2025 0 Namaranan’ny minisitry ny serasera sy ny kolon-tsaina ny fitsidihany ny faritra Menabe ny fitsidihana ny centre eco-touristique Menabe ary nandritra…
𝐓𝐎𝐀𝐌𝐀𝐒𝐈𝐍𝐀: 𝐓𝐬𝐲 𝐧𝐚𝐧𝐚𝐝𝐢𝐧𝐨 𝐚𝐧’𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐨𝐥𝐨𝐧𝐚 𝐦𝐚𝐫𝐞𝐟𝐨 𝐧𝐲 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐌𝐩𝐨𝐧𝐢𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐫𝐚𝐢𝐬𝐚𝐧-𝐤𝐢𝐧𝐚 𝐑𝐭𝐨𝐚 𝐀𝐮𝐫𝐞́𝐥𝐢𝐞 𝐑𝐚𝐳𝐚𝐟𝐢𝐧𝐣𝐚𝐭𝐨,𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐢𝐳𝐚𝐨 𝐟𝐚𝐧𝐝𝐚𝐥𝐨𝐯𝐚𝐧𝐲 𝐞𝐭𝐨 𝐓𝐨𝐚𝐦𝐚𝐬𝐢𝐧𝐚 𝐢𝐳𝐚𝐨. Posted by feonydemokrasia - septembre 9, 2024 0 ✴Tokatrano marefo miisa 410 no nahazo tohana ara-tsakafo androany, ka tao amin’ny CJST no nanolorana izany. Tsy hadino fa nahazo…