๐
๐ฬ๐๐ฬ๐ซ๐๐ญ๐ข๐จ๐ง ๐๐๐ฅ๐๐ ๐๐ฌ๐ฒ ๐๐ ๐๐ฎ๐ง๐ -๐
๐ฎ ๐๐ข๐ฌ๐
—
15 dรฉcembre 2023
Tontosa ny:
FIVORIAMBE ARA-POTOANA
FIVORIAMBE TSY ARA-POTOANA
Nanomboka tamin’ny 09h00 maraina ary nifarana tamin’ny 04h30 folakandro
Notarihan’ny Birao tamin’ny alalan’ny Filohany
Tonga nanatrika daholo (100%) ireo Ligy.
Ny fivoriambe roa dia natrehan’ny Ministรจre de la Jeunesse et des Sports
Nahazo FANKATOAVANA tamin’ny salan’isa 100% avy amin’ireo Ligy ireo tatitra nentin’ny Birao, ny Sekretera Jeneraly nanao ny tatitra ara-moraly, ny mpitambola nanao ny tatitra ara-bola, ny Tale Teknika Nasionaly nanao ny tatitra ara-teknika.
Nahazo FANKATOAVANA tamin’ny salan’isa 100% avy amin’ireo Ligy ny Birao hanoy ny asany mandritra ny taompikatrohana 2023 – 2024.
Nasiampanintsiana ny Sata Fototra sy ny fitsipika anatiny izay NAHAZO FANKATOAVANA tamin’ny salan’isa 100% avy amin’ireo Ligy:
Nasiampanintsiana ny antompisiana sy ny asa aman’andraikitra
Novana hoe ยซย FEDERATION MALAGASY KUNG FUย ยป (FMKF) ny anarana
Nasiampanintsiana ny fomba fifidianana ny mpikambana ao amin’ny Birao
NOFOANANA ireo zanaka style dia miova hoe Kung Fu Wisa ireo Club (Kwoon) rehetra Wisa ary ny club tsy Wisa kosa dia Kung Fu miampy ny anarany
FOANA noho izany ny Grade SI-LOU-CHE fa hiova anarana hafa miampy ny andraikitra vaovao hafa.
MIOVA ireo Diplรดme rehetra hifanaraka amin’ireo fepetra vaovao
Nasiampanintsiana ireo fepetra ara-bola rehetra
FOANA NY CERTIFICAT DE CONFORMITร REHETRA. Ireo mahafeno fepetra dia ahazo CERTIFICAT de Conformitรฉ mifanaraka amin’ireo fepetra vaovao ireo.
Nampahatsiahivina fa FEDERATION – LIGUE – SECTION – CLUB no rafitra mifehy ny KUNG FU eto Madagasikara
: ๐
๐ฬ๐๐ฬ๐ซ๐๐ญ๐ข๐จ๐ง ๐๐๐ฅ๐๐ ๐๐ฌ๐ฒ ๐๐ ๐๐ฎ๐ง๐ -๐
๐ฎ ๐๐ข๐ฌ๐