Niarahana tamin’ny Solombavambahoaka Andry MARINDRY, dia tontosa androany ireo hetsika lehibe ho tombontsoan’ny mponina :
Kits scolaires ho an’ny ankizy Niveau 01 & 02 ary ireo Lauréats CEPE, BEPC & BACC.
Forage miisa 5 hanatsarana ny fahazoana rano fisotro madio.
Moto miisa 5 ho an’ny Gendarmerie, hanamafisana ny ady amin’ny tsy fandriampahalemana.
Fanolorana ny tambohon’ny Stade RAMARIKA,
Asa vita, vahaolana entina, ary tombontsoa ho an’ny vahoaka!
Marovoay mandroso, miaraka amin’ny ANDRY MARINDRY .
Tsara marihina fa mbola misy fizarana faharoa ny Kit Scolaire sy ny Forage .
JB MAROVOAY


