๐— ๐—˜๐—ก๐—”๐—•๐—˜ : ๐—›๐—ฒ๐˜๐˜€๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ยซย ๐—ฉ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐— ๐—ถ๐˜€๐—ผ๐—ธ๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎย ยป ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—บ๐—ผ๐—ฟ๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ผ๐—น๐—ฎ๐—ป’๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป-๐˜๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐˜€๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ผ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐˜๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฒ ๐—ณ๐—ผ๐—ป๐—ฐ๐—ถ๐—ฒ๐—ฟ

18 0

Nanatanteraka hetsika ยซย ๐•๐š๐ซ๐š๐ฏ๐š๐ซ๐š๐ง๐š ๐Œ๐ข๐ฌ๐จ๐ค๐š๐ญ๐ซ๐šย ยป ny Fitaleovam-paritry ny Fanajariana ny Tany sy ny Raharahan-tany Menabe androany valo Jolay 2026 , hetsika natao handraisana sy hamahana mivantana ireo fitarainana sy olana sedrain’ny olom-pirenena momba ny fananan-tany, ny fanajariana ny tany ary ny fandrefesan-tany.
Araka ny fanazavan’ny ๐“๐š๐ฅ๐ž๐ง’๐ง๐ฒ ๐…๐ข๐ญ๐š๐ฅ๐ž๐จ๐ฏ๐š๐ฆ-๐ฉ๐š๐ซ๐ข๐ญ๐ซ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐…๐š๐ง๐š๐ฃ๐š๐ซ๐ข๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐“๐š๐ง๐ฒ ๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐‘๐š๐ก๐š๐ซ๐š๐ก๐š๐ง-๐ญ๐š๐ง๐ฒ ๐Œ๐ž๐ง๐š๐›๐ž, ๐€๐ง๐๐ซ๐ข๐š๐ฆ๐š๐ญ๐จ๐š ๐‘๐š๐ฌ๐ž๐๐ข๐ฆ๐š๐ก๐ž๐Ÿ๐š ๐“๐ฌ๐ข๐ฆ๐ข๐ก๐ž๐›๐จ, dia fanatanterahana ny toromarika napetraky ny ๐Ÿ๐ข๐ฅ๐จ๐ก๐š๐ง’๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ง๐š๐ฏ๐š๐จ๐ณ๐š๐ง๐š ๐‚๐จ๐ฅ๐จ๐ง๐ž๐ฅ ๐Œ๐ข๐œ๐ก๐š๐žฬˆ๐ฅ ๐‘๐š๐ง๐๐ซ๐ข๐š๐ง๐ข๐ซ๐ข๐ง๐š,ย  nandritra ny diany teto Morondava, no anton’ity hetsika ity.
Nambarany fa tsy hijanona eto amin’ny renivohi-paritra ny asa, fa hotanterahina ๐ข๐ฌ๐š๐ฆ-๐›๐จ๐ฅ๐š๐ง๐š ny varavarana misokatra. Ankoatra izany dia hisy ๐Ÿ๐ข๐๐ข๐ง๐š๐ง๐š ๐ข๐Ÿ๐จ๐ญ๐จ๐ง๐ฒ any amin’ireo distrika dimy mandrafitra ny Faritra Menabe, izay hanomboka ny ๐Ÿ๐Ÿ“ ๐‰๐จ๐ฅ๐š๐ฒ ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ”, mba hanakaikezana bebe kokoa ny vahoaka.
Mandritra ireo fidinana ireo dia hiasa eny ifotony ireo teknisianina sy tompon’andraikitra amin’ny fanatanterahana ny fiarovana ny tanim-panjakana, ny fanaovana ๐ญ๐ข๐ญ๐ซ๐ž ๐Ÿ๐จ๐ง๐œ๐ข๐ž๐ซ ๐Ÿ๐š๐จ๐›๐ž, ny fanentanana momba ny lalร na mifehy ny fananan-tany ary ny famahana avy hatrany ireo olana sedrain’ny mponina.
Nohamafisin’Andriamatoa Rasedimahefa Tsimihebo fa ny ๐Ÿ๐ข๐๐ข๐ซ๐š๐ง๐š ๐ž๐ง๐ฒ ๐ข๐Ÿ๐จ๐ญ๐จ๐ง๐ฒ no fomba mahomby indrindra hamahana ny olan’ny fananan-tany, satria maro amin’ireo olana no sarotra voavaha raha miandry ny fahatongavan’ny olona eny amin’ny biraom-panjakana.
Anisan’ireo olana voaray nandritra ity varavarana misokatra ity ny ๐Ÿ๐ข๐›๐จ๐๐จ๐š๐ง๐š ๐ญ๐š๐ง๐ฒ ๐ž๐Ÿ๐š ๐ฆ๐š๐ง๐š๐ง๐š ๐ญ๐ข๐ญ๐ซ๐ž, ny fanelingelenana amin’ny dingana fanaovana titre, ny tsy fahampian’ny fahalalan’ny olona ny lalร na ka ahafahan’ny hafa manararaotra ny fananany, ary koa ireo raharaha momba ny tany efa tonga eny amin’ny fitsarana.
Araka ny nambaran’ny Talem-paritra dia ny ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ก๐š๐Ÿ๐š๐ง๐ญ๐š๐ซ๐š๐ง’๐ง๐ฒ ๐จ๐ฅ๐จ๐ฆ-๐ฉ๐ข๐ซ๐ž๐ง๐ž๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐ฅ๐š๐ฅ๐šฬ€๐ง๐š ๐ฆ๐ข๐Ÿ๐ž๐ก๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ง๐š๐ง๐š๐ง-๐ญ๐š๐ง๐ฒ sy ny ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ง๐จ๐ซ๐š๐ญ๐š๐ง๐š ๐š๐ซ๐š-๐๐š๐ฅ๐šฬ€๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐ญ๐š๐ง๐ข๐ง๐ฒย  no isan’ny fototry ny fifandirana maro. Noho izany dia hamafisina ny fanentanana ny vahoaka hanao ๐ญ๐ข๐ญ๐ซ๐ž ๐Ÿ๐จ๐ง๐œ๐ข๐ž๐ซ, ๐œ๐š๐๐š๐ฌ๐ญ๐ซ๐ž, ary ๐ค๐š๐ซ๐š๐ง-๐ญ๐š๐ง๐ฒ, izay heverina ho antoka lehibe hiarovana ny zon’ny tompon-tany sy hampihenana ny ady tany.
Ny tanjon’ny Fitaleovam-paritra amin’ity fandaharanasa ity dia ny hanakaiky kokoa ny vahoaka, hanatsara ny kalitaon’ny tolotra omena ary hampihena ireo olana mifandraika amin’ny fananan-tany manerana ny Faritra Menabe.
Afa-po sy nankasitraka izao hetsika izao moa ireo tonga niatrika ity Varavarana misokatra ity ary nilaza izy ireo fa raha izao no mitohy dia tsy hatahotra ny olona hamonjy biraom-panjakana ary tsy hisy intsony ny ady tany sy fibodoana tany.
โœ๏ธRA PA

Related Post

MENABE CONNEXION

Posted by - novembre 18, 2024 0
Nahazo fiaraha miasa amin’ny masoivohon’ny Frantsay eto Madagasika ka tetik’asa eo anivon’ny tanora sy ny fanatanjahan-tena ary koa ny lafiny…