PROMO RENTREE NY SMART TV 4K SY FRIGO AO amin’ny BAOLAI

102 0

PROMO RENTREE NY SMART TV 4K SY FRIGO AO amin’ny BAOLAI

Amin’ izao vaninandro izao dia ny ika faran’ ny teknolojia no isan’ ny maha sarika ny rehetra maneran – tany. Ny eto amintsika dia ao amin’ ny Tranombarotra « Baolai » etsy Analakely, Soarano ary ao Bazar be Toamasina noho ahitana izany. « Amin izao fotoana izao, dia manao fihenam bidy izahay amin ireo Smart tv 4K marika « Hisense » ato aminay. Ho an izay manjifa « réfrigérateur » iray dia omenay Smartphone iray.

Vao naha tonga entana maro loha laharana amin ny kalitao, mibika sady amin ny vidiny mirary koa izahay. Ao ny Canvas tv 4K Qled – mini Led – Uled tv – fahita lavitra fisaka mini Led – Oled – Smart Tv, misy 17 hatramin ny 120″ : misy antoka 1 taona. Sy ny réfrigérateur 137 L ( blanc gris ) misy manomboka 799 000 Ariary monja , mini radio baffle Bluetooth. Ny atsipiriany izany dia ho azo amin’ ny « site web », pejy fb anay ary ao amin’ ny 033 37 188 88 » hoy ny tompon’ andraikitra. Ao koa ny aspirateur, lave – vaisselle, table de mixage, congélateur ( mitazona ny atsika 135 ora aorinan ny delestazy ) , réfrigérateur marika « Jeyoo », air fryer, synthétiseur, cuisinière à gaz sy elektrika, sound bar, four micro onde, machine à café à capsule, mixeur, climatiseur mural sy portatif, subwoofer, machine à laver smart wifi, stabilisateur, mini – chaîne, micro, friteuses sy four multi – fonction, …

Dia hiavaka ao anatin ny maro ny « Rentrée » miaraka amin’ ny Tranombarotra « Baolai ».

Related Post

𝗠𝗢𝗥𝗢𝗡𝗗𝗔𝗩𝗔
𝗧𝗼𝗻𝗴𝗮 𝗲𝘁𝗼 𝗠𝗼𝗿𝗼𝗻𝗱𝗮𝘃𝗮 𝗻𝘆 𝗚𝗼𝘂𝘃𝗲𝗿𝗻𝗲𝘂𝗿-𝗻’𝗻𝘆 𝗟𝗶𝗼𝗻𝘀 𝗖𝗹𝘂𝗯 𝗗𝗶𝘀𝘁𝗿𝗶𝗰𝘁 𝟰𝟭𝟳, 𝗳𝗶𝘁𝘀𝗶𝗱𝗶𝗵𝗮𝗻𝗮 𝗳𝗮𝗵𝗮-𝟴𝟴 𝗵𝗮𝘁𝗿𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗻𝗮𝗵𝗮-𝘃𝗼𝗮𝗳𝗶𝗱𝘆 𝗮𝘇𝘆

Posted by - février 15, 2026 0
Morondava, 15 Febroary 2026 Tonga eto Morondava tamin’ny 12 ora atoandro teo ny Governoran’ny 𝐋𝐢𝐨𝐧𝐬 𝐂𝐥𝐮𝐛𝐬 𝐈𝐧𝐭𝐞𝐫𝐧𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧𝐚𝐥 𝐃𝐢𝐬𝐭𝐫𝐢𝐜𝐭 𝟒𝟏𝟕, 𝐋𝐢𝐨𝐧…