๐…๐„๐’๐“๐ˆ๐•๐€๐‹ ๐๐Ž๐“๐‘๐˜ ๐€๐๐ƒ๐‘๐Ž ๐…๐€๐‡๐€ ๐“๐„๐‹๐Ž ๐๐€๐‘๐„๐’๐€๐Š๐€ ๐๐˜ ๐“๐„๐๐˜ ๐€๐-๐ƒ๐‘๐€๐๐Ž๐Œ๐€๐’๐ˆ๐๐€

252 0

Mitohy hatrany ny festival Botry an-diany faha roa ka ny fifaninana teo aminโ€™ny cours Botry no nisantarana izany androany ka naresaka tanteraka ny morintsiraky Belo sur Merย ; 18 ireo botry nandray anajara taminโ€™izany ary nizotra ampilaminana izany ka samy afa-po ny rehetra na ny mpandray anajara na ireo olona marobe tonga niatrika izany ย ary nitohy taminโ€™ny baolina kitra lalaovina eo aminโ€™ny fasika moa izany ary tomefy olona ihany koaย ; Niatrika ny hetsika rehetra hatrany moa ny benโ€™ny tatananโ€™ny kaominina ambanivohitry Belo sur Mer sy ny talemparitry ny fizahanan-tany ato Menabe ary ny filoha mpanorona ny Groupe Kimony .

Nanomboka androany atoandro ihany koa ny fihomanana aminโ€™ny jotro botry izay atao rapitso ka ny fotoam-pivavahana no nanombohana izany narahinโ€™ny fampisehoana nataonโ€™ireo an-tokompihira avy aminโ€™ireo fiangonana eto Belo sur Mer ka mitohy aminโ€™ny tsimandrimandry androany hariva .

Toinโ€™ny isakโ€™ariva moa dia misy hatrany ny fampisehoana ataonโ€™ireo mpanan-kanto eo aminโ€™ny Village Soa fahitse izay toerana ivonโ€™ny hetsika aminโ€™ity Festival ityย ; hatreto dia samy faly ny rehetra ary nitombo maro ireo mpandray anjara sy ny mpanotrotra ity festival botry ity .

Nangononโ€™i RA PA

Related Post

Analanjirofo Vakoka sy Kolontsaina | Ministera Miasa aminโ€™ny Vakoka

Posted by - juin 1, 2025 0
๐…๐€๐‘๐ˆ๐“๐‘๐€ ๐€๐๐€๐‹๐€๐๐‰๐ˆ๐‘๐Ž๐…๐Ž | ๐Œ๐š๐ง๐จ๐ก๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐๐ข๐ง๐ ๐š๐ง๐š ๐ก๐š๐ฆ๐ฉ๐ข๐๐ข๐ซ๐š๐ง๐š ๐ข๐ซ๐ž๐จ ๐ฏ๐š๐ค๐จ๐ค๐š ๐ฆ๐ข๐ฌ๐ฒ ๐š๐จ ๐š๐ฆ๐ข๐ง’๐ง๐ฒ ๐๐จ๐ฌ๐ฒ ๐’๐š๐ข๐ง๐ญ๐ž ๐Œ๐š๐ซ๐ข๐ž ๐ง๐ฒ ๐Œ๐ข๐ง๐ข๐ฌ๐ญ๐ž๐ซ๐š๐ง’๐ง๐ฒ ๐’๐ž๐ซ๐š๐ฌ๐ž๐ซ๐š ๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ฒ…