๐•๐จ๐š๐ฌ๐š๐ณ๐ฒ ๐Ÿ๐ŸŽ ๐ญ๐š๐จ๐ง๐š ๐š๐ง-๐ญ๐ซ๐š๐ง๐จ๐ฆ๐š๐ข๐ณ๐ข๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐Œ๐žฬ๐๐ž๐œ๐ข๐ง ๐‚๐จ๐ฅ๐จ๐ง๐ž๐ฅ ๐‘๐š๐ค๐จ๐ญ๐จ๐ฆ๐š๐ฆ๐จ๐ง๐ฃ๐ฒ ๐๐š๐ญ๐ซ๐ข๐œ๐ค

310 0
Antananarivo, 3 Jolay 2025 โ€“ Navoaka omaly ny didim-pitsarana manameloka anโ€™i Rakotomamonjy Patrick, kolonely sady mpitsabo (Mรฉdecin Colonel) teo anivonโ€™ny tafika, noho ny heloka bevava mahakasika fandriampahalemana sy fiarovana ny ainโ€™olona.
Araka ny fanapahan-kevitry ny Fitsarana manokana miady aminโ€™ny kolikoly (PAC), sazy 20 taona an-tranomaizina no nampiharina aminโ€™ity manamboninahitra ambony ity, izay nitsoaka any ivelany aminโ€™izao fotoana izao.
๐Ÿ“Œ Antony nampangaina azy:
Fandrahonana ho faty
Fanohintohina ny filaminam-bahoaka
Fanalambaraka imasom-bahoaka
Ankoatra izany, olona iray hafa voalaza fa mpiray tsikombakomba taminโ€™ity kolonely ity ihany koa dia voasazy 10 taona an-tranomaizina.
Araka ny fanazavana azo, miisa roa ireo olona nosazianโ€™ny Fitsarana taminโ€™ity raharaha ity, izay niakatra sy notsaraina teny aminโ€™ny PAC (Pรดle Anti-Corruption).
Ny fanapahan-kevitry ny Fitsarana dia maneho indray ny finiavanโ€™ny rafitra ara-pitsarana hiady aminโ€™ny heloka bevava atao na dia avy aminโ€™ny olona ambony aza.
โœ๏ธ Bevรดmaso

 

Related Post