Distrika Soanierana Ivongo| Zaza vavikely efatra taona naolana

414 0
DISTRIKAN’NY SOANIERANA IVONGO | Zaza vavikely efatra taona naolana tao amin’ny Kaominina Manompana
Zazavavy kely efatra taona mialasasatra ao amin’ny Fokontany Vatobe Kaominina Manompana mpianatra avy amin’ny EPP Vohila
va Kaominina Soanierana Ivongo naolan’ny tovolahy mpiandry aomby antsoina hoe MATANA Artisa Andrico .
Handeha hangΓ«ry ilay zaza afaran’ny trano izay ivelan’ny toerana mpivoahana ka hitany ilay mpiadry aomby ka nanaovany ny filandratsiny .
Somary niova ny fandehanan’ilay zazavavy kely tsikaritrin’ny reniny ary rehefa nojerevana dia misy rΓ€ ka nentina teny amin’ny hopitaly CSB tao Manompana ary nalefa amin’ny hopitaly CHRD Soanierana Ivongo.
Efa voatazona ao amin’ny Zandarimaria Soanierana Ivongo ilay Tovolahy nahavanona ny loza nanolana .
Alefa hanaraka fitsaboana vonjimaika an’ny Fenoarivo Antsinana vakatrin’ny ratra ilay zazavavy kely .
Nagonin’ i Brudo Raseta

Related Post

π“πŽπ‹πŽπ“π‘π€ 𝐀𝐑𝐀-ππ€π‡π€π’π€π‹π€πŒπ€ππ€ πŒπ€ππ€π“πŽππ€ π•π€π‡πŽπ€πŠπ€ Β«Β ππ‘πŽπ‰π„π“ πƒπ‘πŽππ„β€

Posted by - mars 16, 2024 0
π“πŽπ‹πŽπ“π‘π€ 𝐀𝐑𝐀-ππ€π‡π€π’π€π‹π€πŒπ€ππ€ πŒπ€ππ€π“πŽππ€ π•π€π‡πŽπ€πŠπ€ Β«Β ππ‘πŽπ‰π„π“ πƒπ‘πŽππ„β€ π…π€πŒπ€π“π’πˆπ€ππ€ π…π€ππ€π…πŽπƒπ˜ 𝐍𝐘 π“πŽππˆπŒ-ππ€π‡π€π’π€π‹π€πŒπ€ππ€ π’π€π‘πŽ-𝐃𝐀𝐋𝐀𝐍𝐀 ———————————- Faritra sy District saro- dalana maro no misitraka…