饾悈饾悗饾悜饾悡-饾悆饾悁饾悢饾悘饾悋饾悎饾悕 | 饾悅饾悋饾悜饾悜 饾悁饾悓饾悂饾悗饾悁饾悕饾悁饾悡饾悗.

341 0

饾悈饾悗饾悜饾悡-饾悆饾悁饾悢饾悘饾悋饾悎饾悕 | 饾悅饾悋饾悜饾悜 饾悁饾悓饾悂饾悗饾悁饾悕饾悁饾悡饾悗.
—-
Hofankalazana ny andro manerantany hoan’ny fahasalamana sy hofamaliana ireo fangatahana ary fanamafisana ny fiaraha-miasa efa misy dia nanolotra fitaovana maromaro hoan’i CHRR Amboanato Taolagnaro Anosy ny Croix-Rouge Malagasy izay tohanan’ny CROIX ROUGE ALLEMANDE.

Izany dia notanterahina tamin’ny Alarobia 09 avril 2025,izay nahazoan’ireo Services mpandray marary rehetra fitaovana raitra sy manarapenitra.

Mankasitraka hatrany tompoko amin’ny fahatokisana, ka ahafahana manatanteraka ilay filamatra 芦聽fahasalamana manakaiky vahoaka聽禄 馃挭 馃檹

Nangonin’i Arrone Kennedy

Related Post

饾悡饾悗饾悁饾悓饾悁饾悞饾悎饾悕饾悁 | 饾悕饾悗饾悆饾悗饾悜饾悁饾悕饾悁 饾悎饾悜饾悇饾悗 饾悤饾悁饾悜饾悩 饾悞饾悎饾悓饾悂饾悁

Posted by - janvier 14, 2024 0
饾悡饾悗饾悁饾悓饾悁饾悞饾悎饾悕饾悁 | 饾悕饾悗饾悆饾悗饾悜饾悁饾悕饾悁 饾悎饾悜饾悇饾悗 饾悤饾悁饾悜饾悩 饾悞饾悎饾悓饾悂饾悁   Notanterahina omaly tao Tanandava ny fandorana ireo vary simba ,izay hita tao amina…