๐Œ๐€๐๐ƒ๐‘๐ˆ๐“๐’๐€๐‘๐€ – ๐…๐ˆ๐‹๐€๐Œ๐€๐“๐‘๐€ ๐€๐Œ๐ˆ๐`๐๐˜ ๐’๐„๐‡๐€๐“๐‘๐˜ ๐๐˜ ๐…๐€๐๐€๐๐„๐€๐™๐€๐๐€ ๐๐˜ ๐’๐„๐Š๐Ž๐‹๐˜ ๐„๐๐

274 0
Sekoly filamatra ananan`ny raiamandrenin`ny mpianatra toky ny Ecole la Bonne Nouvelle, mijoro ao Mandritsara efa ampolo taona mahery. Tsy mitsahatra ny mpitantana manatsara ny lentan`ny fanabeaaana ao anatiny sy ivelany. Ankoatra ny fampitomboana ny lentam-panabeazana amin`ireo mpanabe ny ezaka fa avaozina sy ampitomboana ny fotodrafitrasa.
Ankatoka fiatrehana taom-pianarana vaovao izao dia nampitombo efitranon-tsekoly ny mpitantana. Efitrano 3 vaovao no noraisina androany alatsinainy 13 janoary 2025. Nahazo trano vaovao izao ny kilasy 6 eme sy 5 eme ary 4 eme.
Tsy mihemotra ny sekoly amin`ny taham-pahaizana ananan`ny mpianatra beaziny. Mampiavaka azy ity ny fifotorana amin`ny fandalinana ny teny vahiny, miara-dalana koa ny fampianarana ireo ankizy mpianatra hifotra amin`ny filazantsaran`i Jesoa Kristy.

Related Post

ESTIIM’ MIZARA HAFALIANA

Posted by - dรฉcembre 19, 2023 0
  Hetsika iray manan-danja no nokarakarainโ€™ny mpianatra, session dโ€™รฉtรฉ, ao aminโ€™ny oniversitรฉ tsy miankina ESTIIM’ taona voalohany L1 aminโ€™ny taranja…