12 JANOARY ANDRON’NY MANAMBONINAHITRA

347 0
➡️ Nanomboka tamin’ny enina ora maraina ny fankalazana ho an’ny tato amin’ny faritra Menabe izay natao tao amin’ny Brigady andrefana no nanaovana ny fananganan_tsaiana sy ny hetsika ara_panatanjahan_tena maraina sy ny fanolorana ny gisa ho fanomezam_boninahitra ireo ray aman-dreny izay notronon’ny préfet an’i Morondava sy ireo manam_boninahiyra avy ao amin’ny polisim_pirenena sy mpandraharahan’ny fonja, ary nitohy tao amin’ny efitrano filanonan’ny Flottille Nosikely ny folak’andro , ny manam_boninahitra zandriny indrindra moa no tompon’ny fibaikona rehetra 12 janoary toy izao ka ny Ltn Hasa izay nivoaka tamin’ny andihany faha 44 no nibaiko sy nitarika ny lanonana tonga nanotrona izany ireo vadin’ny manamboninahitra sy ny Governoran’ny faritra Menabe ary ny Préfet an’i Morondava.

Related Post

𝐓𝐀𝐍𝐓𝐒𝐀𝐇𝐀 𝐌𝐈𝐑𝐀𝐘 𝐇𝐈𝐍𝐀 𝐌𝐈𝐓𝐀𝐃𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐀𝐌-𝐏𝐀𝐇𝐀𝐋𝐄𝐌𝐀𝐍𝐀

Posted by - novembre 8, 2023 0
𝑭𝒊𝒌𝒂𝒎𝒃𝒂𝒏𝒂𝒏𝒂 𝒊𝒗𝒐𝒏𝒅𝒓𝒐𝒏𝒂𝒏’𝒏𝒚 𝑭𝑲𝑻 45 𝒂𝒐 𝒂𝒏𝒂𝒕𝒊𝒏’𝒏𝒚 𝒌𝒂𝒐𝒎𝒊𝒏𝒊𝒏𝒂 7 ( Tsarasaotra, Ankazoambo, Alakamisy Ambohijato, Ivony, Ivato, Ambositra I sy II) ᴛᴀɴᴊᴏɴᴀ:…