Fanabeazana ππ§π’π―ππ«π¬π’ππΜ ππ ππ¨ππ¦ππ¬π’π§π: πππππ©πππ«ππ€π π§π² « πππ ππππ πππ π π¦ππ’π¦ππ’π¦-π©π¨ππ§π. Posted on novembre 23, 2024 at novembre 23, 2024 by feonydemokrasia 181 0 Androany faha 22 novambra 2024, dia nidina ifotony teny amin’ny Campus Barikadimy Toamasina, ny Minisitry ny Fampiroboroboana ny haitao ara-kajy mirindra, ny Paositra ary ny Fifandraisan-davitra, Ramatoa DELMOTTE StΓ©phanie, notroninβny Mpandrindra ny Sampana miady amin’ny kolikoly eo aminβny Ministeranβny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa, Atoa RABOTOMANASA Steve Patrick,nametraka ny WIFI ahafahan’ireo mpianatra misitraka connection internet maimaim-poana. Ny tanjona dia ahafahan’ireo mpianatra manao fikarohana mifandraika amin’ny fianarana izay ataony. Voavaly ny fangatahan’ny mpianatra satria efa ela iz’ireo no naniry hisitraka Wifi mba ahafahana manao Connection internet. Nisaotra ny Fitondram-panjΓ na ny Filohan’ny UniversitΓ© de Toamasina,Pr DINY Razanakolona. Ramatoa Sekretera Jeneralin’ny Faritra Atsinanana ihany koa dia nanamafy ny fisaorana ho an’ny Rtoa Minisitra ,satria zava-dehibe ny fanatsarΓ na ny kalitaon’ny fampianarana omena ny mpianatra. Nangonin’i Claudia Tsitolomy Tena Izy
ONIVERSITEAN’I FIANARANTSOA: NAMOKATRA PROFESORA IRAY INDRAY. Posted by feonydemokrasia - juillet 9, 2024 0 Mitombo isa hatrany ny profesora eo anivon’ny Oniversitean’i Fianarantsoa. Nahatontosa ny thΓ¨se de soutenance HDR (HabilitΓ© Γ Diriger des Recherches),…
PORT-BERGE | NATSAHATRA NIANATRA AVOKOA IREO MPIANATRA AO AMIN’NY EPP ANKOBY ZAP MAEVARANOHELY TAORIAN’NY FAHASIMBAN’NY TRANO FIANARANA 05 VOLANA LASA IZAY. Posted by feonydemokrasia - avril 12, 2024 0 Sekolim-panjakana mitazona laharana voalohany amin’ny fahambonian’ny taham-pahafahana amin’ny valim-panadinana CEPE eo anivon’ny ZAP Maevaranohely ny ao amin’ny EPP Ankoby…
MORONDAVA NISITRAKA FIHOFANANA AMIN’NY ADY AMIN’NY HERISETRA IREO MPANAO GAZETY Posted by feonydemokrasia - janvier 30, 2024 0 π Mpanao gazety Miisa 13 miasa amin’ny haino vaky jery ato Morondava no nisitraka fihofanana mikasika ny ady amin’ny herisetra…
MANDRITSARA – TANORA 200 MAHERY TAFIDITRA AMIN`NY SEHATRA MAHA MATIHANINA AMIN`NY ASA Posted by feonydemokrasia - septembre 30, 2024 0 β¦Ho afaka hampivelatra ny asa fihariany eo amin`ny fiarahamonina misy ireo tanora nahazo fiofanana nokarakarain`ny Minisiteran`ny Fampianarana ara-teknika sy fampiofanana…
UNIVERSITE FIANARANTSOA : MANAMARIKA NY FAHA 40 TAONA NIJOROANY NY FACULTE DEGSS ( Droit – Gestion – Science Sociale ) Posted by feonydemokrasia - juin 23, 2024 0 Mpianatra miisa 830 ao anatin’ny andiany LEXCELOR , avy amin’ny sampam-piofanana Droit ,TSARA JORO avy amin’ny sampam-piofanana Sciences Sociales de…