๐๐๐๐๐๐ : ๐ฉ๐ข๐๐๐๐๐ฌ ๐๐ฎ๐บ๐ฒ๐ ๐ฅ๐ฎ๐บ๐ฎ๐ฟ๐ผ๐๐ฎ๐ผ๐ป๐ฎ ๐๐๐ฆ๐ข๐๐ข๐ง๐๐ก๐ ๐ก๐ฌ ๐ ๐ฃ๐๐ก๐๐ข ๐๐๐ญ๐๐ง๐ฌ
Tontosa, ny alakamisy 1 febroary 2024, ny fifidianana ny solotenan’ny Ordre des Journalistes de Madagascar, eo anivon’ny Filankevitra Ambony ho amin’ny Fiarovana ny Demokrasia sy ny Fanjakana Tan-dalร na (HCDDED).
Toy izao ny vokatry ny fifidianana :
Isan’ny mpifidy : 47
Isan’ny nandatsa-bato : 46
Vato fotsy : 2
Vato maty : 2
Isa azon’ireo kandida :
Andrianjaka Fetraniaina : 3
Rasoanarivo Haja Niaina : 7
Randriamanga Tsilaviny : 1
Klimchand Marc Antoine : 4
Rakotozanany Jean Hervรฉ : 5
Razanakoto Mamy Andriatsitohaina : 1
Randrianarisoa Riana Raymonde : 2
Raharison Andry : 7
Randrianindrina Zoelson : 2
Ramarosaona James : 10
Mankasitraka ny fiaraha-mientan’ny rehetra tao anatin’ny fanatontosana ny fifidianana. Nahitana ny e-fandrai Madagascar izay nanangana sy nanamboatra ny plate forme an’habaka, nanatotosana ny ย ยป vote en ligneย ยป , ny vaomiera iraisana isasahana (CPC), ny KMF-CNOE.
Mankasitraka ireo kandida tsy an-kanavaka.
Miarahaba sy mirary soa ny mpanao gazety voafidy, James Ramarosaona.