β Noho ny fangatahana fihaonana manokana taminβny Filohanβny Antenimierandoholona, nataonβireo milaza ho mivondrona ao amin’ny « π¨πππππππππππ’ππ πΉππ ππππ-π ππππ πππ-π ππππππ ππ ππ ππππ πππ π΄ππ πππππππππ (π¨πΉππ΄)Β Β», dia noraisinβAndriamatoa jeneraly πΉπ¨π½π¨π³πΆπ΄π¨π΅π¨π΅π¨ πΉππππππ teto aminβny LapanβAnosikely izy ireo omaly alarobia 20 marsa 2024.
πMarihana fa πππ ππππππ πππ-πππππππππ πππ πππππππππππ πππ πππππππ ka izay no ilazΓ na hoe « ππππππ ππ ππ ππππ’ππ ππ ππππ ππππ ππ ππ πππππΒ Β». Nambaranβireo tonga nitsidika fa tsy manana fikasana hanongam-panjakana velively izy ireo, fa te hamerina indray ny soatoavina malagasy, izay lazain’izy ireo fa very ankehitriny. Nangataka izy ireo ny mba ampitanβny Filohanβny Antenimierandoholona aminβny tomponβandraikitra voakasika ny mba hahafahanβizy ireo manao tolo-kevitra.
πNanazava tamin’izy ireo ny Filohanβny Antenimierandoholona fa ny fahendrena sy soatoavina voalohany, dia ny fahaizana sy fanajΓ na ny lalΓ na velona. Koa tokony :
ππππππππππ πππππ ππ πππΓ ππ ππππ ππ πππππππππππ ry zareo, fa tsy hisora-tena am-bava fotsiny;
πarahana ny lalΓ na velona, ka ππππ πππππ πππππππ π
ππ πππππππ-π
πππππ ππππ’ππ ππππππ’πππ
ππππππππ ππππππ πππππ. Mangataka alalana amin’ny tompony na tompon’andraikitry ny toerana ihany koa vao miditra, toy ny ao amin’ny Kianja Mahamasina, fa tsy mitady hanao an-terisetra fotsiny,
ππππ ππππππ ππππ
πππππππ πππππππππππ ππππππ ππ πππππππ’πππππ izy ireo fa fandikan-dalΓ na izany araka ny andininy faha 115 ao amin’ny lalΓ na famaizana sy ny andininy faha 18 ao amin’ny lalΓ na 2014-006 taminβny 17 jolay 2014. π΅π πππππππππππ ππππππππ-πππππππ πππ π
ππ πππππ ππππππ ππππππ πππππ πππ.
πππ ππππππ-ππππ ππ πΉππ ππππ-π
ππππ πππππ π
ππ ππππππ ππ ππππππ πππππ ππ ππππ’ππ πππππππ-ππππππ.
β οΈNy tsy fanajana ireo fepetra ireo hoy ny Filohanβny Antenimierandoholona, dia tsy fanarahan-dalΓ na ka tsy maintsy handray fepetra hentitra ny Tompon’andraikitra eny ifotony, na olom-boatendry io na olom-boafidy ary indrindra mpitandro ny filaminana.
β Nohazavain’ny Filohanβny Antenimierandoholona ihany koa fa ny fomba eto Madagasikara, dia nisy antony daholo no nanaovan’ny Ntaolo azy, mba handrindrana sy handaminana ny fiainana an-davanandro. Koa ilaina fantarina izany antony izany, fa πππ ππππ πππππππππ-πππππ ππ πππππ ππππππππ.
πMahakasika manokana ny fangatahanβizy ireo hanolo-kevitra amin’ny tompon’andraikitra, dia nambaranβny Filohanβny Antenimierandoholona fa efa misy ny tomponβandraikitra misahana manokana ny aminβizany voalazan’ny LΓ lam-panorenana sy ireo didy aman-dalΓ na maro. Ny tompon’andraikitra ara-panjakana koa matoa voatendry dia manana ny fahaiza-manaony ary miara-miasa amin’ny tompon’andraikitra manana fahaiza-manao sy traikefa, ka tsy tokony hambaniana hoe « ππππ πππππππ πππππππ πππ ππππ’ππ πππππ ππ ππππ πππ’πππππ πππ ππππππ πππππ πππππππ-πππππ ππ ππππππππ πππππΒ Β».
β Teo am-pamaranana dia nambaranβAndriamatoa Filohanβny Antenimierandoholona fa ππ πππππππ πππππππ ππ ππππππππ ππ ππππππ πππππππππ ππ πππ ππ πππππππ ππππβππ πππππππππ πππππππ ππππππ-π Γ ππππ ππ πππ πππππππππ πππππππ ππππ ππππ πππππ πππ ππππππππ, toa izay kasain’ireto fikambanana ireto atao.
Nangonin’i Lysan Rabenjamina