Natomboka tao amin’ny EPP Tsimavaobe ao Morondava androany ny fambolen-kazo ao anatinโny tetikasa โ๐จ๐ป รฉ๐นรจ๐๐ฒ, ๐จ๐ป ๐ฎ๐ฟ๐ฏ๐ฟ๐ฒโ izay nanentananโIOโRENALA ny mpianatra sy ny ray aman_dreny teo anivonโny EPP Tsimahavaobe miaraka aminโny fikambanana AFF Menabe.
Tonga nanotrona sy nanome voninahitra izao hetsika izao moa ny talem-paritry fanabeazam_pirenena ato Menabe ary ireo mpikambana ao amin’ny IO’RENALA sy AFF MENABE
Ny tanjona dia ny hanairana ny sainโny mpianatra fony fahatanorany aminโny maha zava-dehibe ny fiarovana ny tontolo iainana sy ny zava_mananaina hoy ny filoha mpitarika ny IO’RENALA.
Isany hafantarana ny IO’RENALA moa ny resaka fampiroboroboana ny fanatanjahan-tena ka nanolotra baolina ho an’ny mpianatra koa izy ireo ary vary h an’ny mpampianatra sy ny ray aman_dreny tonga nanatanteraka izao fambolen_kazo izao