
Ny famindram-pitantanana izay miantoka ny fitohizan’ny asa, ny tena anjara andraikitry ny Ben’ny Tanana ary ny fifandraisan’ny Ben’ny Tanana sy ireo Mpanolo-tsaina.



« Zava-dehibe ho an’ny Faritra Atsinanana ny fisian’ny fiofanana tahaka izao, satria mampirindra ny asa atao eo anivon’ny kaominina izany ka miteraka fampandrosona ho an’ny Faritra ihany koa Β Β» hoy ny Governoran’ny Faritra Atsinanana mpisolo toerana ,Atoa Rakotovao ANDRY.

Nangonin’i Claudia Tsitolomy Tena Izy