๐’๐š๐›๐จ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐๐š๐ฆ๐ž๐ก๐š๐ง๐š | ๐…๐ž๐ฌ๐ญ๐ข๐ฏ๐š๐ฅ ๐๐ž๐ฌ ๐€๐ซ๐ญ๐ฌ ๐Œ๐š๐ซ๐ญ๐š๐ฎ๐ฑ

51 0
๐’๐š๐›๐จ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐๐š๐ฆ๐ž๐ก๐š๐ง๐š | ๐…๐ž๐ฌ๐ญ๐ข๐ฏ๐š๐ฅ ๐๐ž๐ฌ ๐€๐ซ๐ญ๐ฌ ๐Œ๐š๐ซ๐ญ๐ž๐š๐ฎ๐ฑ
๐Ÿ“Œ Anisany nanamarika ny famaranana ny taona 2023 lasa teo, teto aminโ€™ny Kaominina Sabotsy Namehana ny fisianโ€™ny hetsika nokarakarainโ€™ireo Mpiangaly ny Hay Ady eto anivonโ€™ny Kaominina.
 
๐Ÿ“Œ Ka ny faha 31 Desambra 2023 no notanterahina ilay hetsika goavana nantsoina hoe ยซ Festival des Arts Marteaux ยป
 
๐Ÿ“Œ Kazarana Hay ady maro no nandray anjara taminโ€™izay, Aikido, Karate, Kung Fu Wisa, Kung Fu Wushu, Taekwondo, Box Francaise savate, Lutte, MMA, sy ny maro tsy voatanisa.
 
๐Ÿ“Œ Nampitolagaga ny mpitazana arak any fiteny mahazatra ny fahakingana, fihetsika mirindra, ary indrindra fa ny fahamatorana nananโ€™ireto Mpanao Hay ady ireto.
Manasa anao hianoka an-tsary izany hetsika izany.
๐Ÿ“Œ Voaporofo teto, fa hay tsy ny filalaovana Baolina kitra ihany no mampiavaka ny tanora ety Sabotsy Namehana fa misy ihany koa itony fanatanjahan-tena miaro fiarovan-tena itony.
Velom-pisaorana ny Benโ€™ny Tanana ireto Mpikatroka hay ady ireto, nohonโ€™ny fijereny azy ireo manokana indrindra manoloana ireo tan-tsoraka sy fanampiana isan-karany.
 
๐Ÿ“Œ Fa ankoatrโ€™izay, dia maniry koa raha maniry ireo Mpanankato, Mpihira, sy Mpanao sora-dihy ety an-tanana mba hanokanana sehatra tahaka izao.
 

Related Post

๐“๐ž๐ญ๐ข๐ค๐š๐ฌ๐š ยซย ๐ฆ๐ฉ๐ข๐š๐ง๐š๐ญ๐ซ๐š ๐ข๐ซ๐š๐ฒ ๐ก๐š๐ณ๐จ ๐ข๐ซ๐š๐ฒย ยป

Posted by - fรฉvrier 28, 2024 0
Natomboka tao amin’ny EPP Tsimavaobe ao Morondava androany ny fambolen-kazo ao anatinโ€™ny tetikasa โ€œ๐—จ๐—ป รฉ๐—นรจ๐˜ƒ๐—ฒ, ๐—จ๐—ป ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฏ๐—ฟ๐—ฒโ€ izay nanentananโ€™IOโ€™RENALA ny…