πππππππππβπ ππππππππππ-ππππππ π πππππππ ππ ππ ππππππππππππΜ ππππ πΜππππππ : ππππππ π% ππ ππππππ π ππππππππππ ππππ.
95 % ny fampidirambolany mponina talohany taona 2008 tao aminβny Kaominina Antanifotsy Fokontany Antsiraka zanatagna Ankitsinambo -Andasinivalavo- Andasinivera dia manampaka ireo hazo sarobidy atao Kitay na Charbon.
Nihena 7% ankehitrinβny ny fanampahana ala satria misy ny tantsoroka sy toromarika indrindra ny fametrahana dina hitatanana ny ala .Misy ny famokarana charbon avy aminβy hazo kalipitisy izay tsara sy manaraka ny fenitra ataony ireo coopΓ©rative. Ny MBG (Missouri Botanical Garden ) miara miasa sy manome toromarika aminy hitadrovana ny ala .
Toerana azo hialana voly sy itsidihana ny Ala arovana na Pointe Γ LarrΓ©e raha te hijery ireo karazana biby sy ala maro karazany .