Nisy ny sehatra nifanakalozan-kevitra nokarakarain’ny CENI Antsirabe I.Notanterahina tao amin’ny efitrano malalaky ny Prefektiora eto Antsirabe Ambonivohitra androany 02 septambra.
Fampahafantarana ny antontan-taratasy filatsahan-kofidina Ben’ny TanΓ na sy Filan-kevitra,ny fametrahana izany eny anivon’ny CENI Ary ireo tsara ho fantatra manodidina ny fifidianana amin’ny 11 Desambra 2024.
Tanjona ny fifidianana mangarahara sy eken’ny rehetra ary mitondra fitoniana.
19 ny toeran’ny Ben’ny TanΓ na ho an’ny Distrika Antsirabe I raha toa ka 628 ny manerana ny Faritra Vakinankaratra. 15000 000 ariary ny anto-bola tsy maintsy arotsaky ny kandida ho an’Antsirabe I.
Naneho tanteraka ny firaisankina sy ny fifanomezan-tΓ nana ny Antoko TGV ao aminβny Boriborintany fahaefatra, izay tarihin-dRamatoa Voahangy Bodo Ranalimalala, taminβny…
Nandritra ny fifamindram-pitantanana teo aminβny Minisitry ny Foloalindahy teo aloha sy ny Minisitra vaovao dia nanambara am-pahibemaso ny Minisitra vaovao…