π€π¦π›π¨π‘π’π¦πšπ‘πšπ¬π¨πš | 𝐍𝐚𝐧𝐝𝐚𝐭𝐬𝐚𝐀’𝐚𝐒𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐯𝐚𝐫𝐚𝐭𝐫𝐚 | πŸ‘ 𝐧𝐨 𝐦𝐚𝐭𝐲

375 0
π€π¦π›π¨π‘π’π¦πšπ‘πšπ¬π¨πš | 𝐍𝐚𝐧𝐝𝐚𝐭𝐬𝐚𝐀’𝐚𝐒𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐯𝐚𝐫𝐚𝐭𝐫𝐚 | πŸ‘ 𝐧𝐨 𝐦𝐚𝐭𝐲
πŸ“Œ Tao Ianantsana Avaratra,Fkt Soatsiovana kominina Manandroy, Distrika Ambohimahasoa, Faritra Matsiatra Ambony.
 
Fianakaviana 6 mianaka, nilatsahampotaka t@ telo tolakandro teo , ity alatsinainy 8 janoary 2024 ity. Namonjy fahoriana tao amin’io tanΓ na io izy ireo no tra-doza tao amina trano iray.
 
πŸ“Œ Vokany :
➀ 3 mianaka no maty.
➀ 1 maty tsy tra- drano
➀ Noentina teny@ Hopitaly Ambohimahasoa ny 2 , saingy efa tsy tana intsony ny ainy.
 
πŸ“Œ Efa Nahazo fitsaboana ny telo izay velona, zazakely tokony ho roa taona ny iray.
 
 
Nangonin’i : Ando Rafahatelo
πŸ“· Mahefa Razafindrakoto

Related Post

TOBY KRISTY MANAFAKA IBORA | MPIOMANA 71 MIANADAHY NO VOATOKANA HO MPIANDRY TAMIN’NY TAONA ITY.

Posted by - aoΓ»t 14, 2024 0
ππ„π“π’π€πŠπ€ πˆπ‘π„πŽ πŽπ‹π€ππ€ π’π„πƒπ‘π€πˆπ’𝐍𝐘 π“πŽππ˜ πŠπ‘πˆπ’π“π˜ πŒπ€ππ€π…π€πŠπ€ πˆππŽπ‘π€ πŠπ€ πˆπ‹π€ππ˜ π…π€ππŽπŒπ„π™π€π-𝐓𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 π€π•π˜ π€πŒπˆπ’𝐍𝐘 π“π’πˆπ‘π€πˆπ‘π€π˜. πŒππˆπŽπŒπ€ππ€ πŸ•πŸ πŒπˆπ€ππ€πƒπ€π‡π˜ 𝐍𝐎 π•πŽπ€π“πŽπŠπ€ππ€ π‡πŽ…