Amin’izao vanimpotoan’ny fahavaratra izao dia mitohy hatrany ny fanetanana ataon’ny mpilatsaka antsitra_po ny Croix rouge Malagasy ato amin’ny Distrikan’ny Morondava ka androany dia tao amin’ny kaominina ambanivohitra Analaiva izy ireo no nanatanteraka izany izay nentina nampafantara ny olona ireo loko filazana loko ary ny tokony atao aloha sy aoriana ary mandritran’ny andron’ny rivodoza na fiakaran’ny rano .
Olona maherin’ny 1500 no voaentana tamin’izany izay nahitana ireo sokajin’olona rehetra eny fa ireo tsy salama namonjy toerm_pitsaboana aza dia nahazo ny anarany.
Mpianatra avy amin’ny sampam-pampianarana Institut des Sciences et de Technique de l’environnement na ISTE no navoaka tamin’ny fomba ofisialy androany…
Niditra tamin’ny andro faharoa ny Kongresim-paritry ny SONOSE/Mada ( Solidarité des Normaliens en Sciences de l’Education de Madagascar) Sofia androany…