Nitarika ny lanonam-pitsarana manetriketrika, nandraisana izany fianianana izany ny Filoha Voalohan’ny Fitsarana Tampony sy ny Tonia Mpampanoa Ambony eo anivon’ny Fitsarana Tampony.
Marihana fa 24 Volana no faharetan’ny fihofanana ho Mpitsara eo anivon’ny Sekolim-pirenena manofana ho Mpitsara sy Mpiraki-draharaha (ENMG).
Nivoaka taminβny fahanginany manoloana ny tsindry hazolena mianjady aminy ny Mponina ao aminβny Distrikanβny Betroka, nisolon-tena nitondra ny hafatrβizy ireo…
Nigadona anio maraina eto am Kaominina madirovalo ny delegasionina mafonja notarihiny Andriamatoa Solombavambahoaka Randrianarivo Edwin ahitana any Andriamatoa Governoran’ny Faritra…
Niteraka resabe ara-politika indray ny fahafantarana fa eto Madagasikara no hampiantranoana ny fihaonambe faha-45 anβny Vondrona SADC (Southern African Development…