Nitarika ny lanonam-pitsarana manetriketrika, nandraisana izany fianianana izany ny Filoha Voalohan’ny Fitsarana Tampony sy ny Tonia Mpampanoa Ambony eo anivon’ny Fitsarana Tampony.
Marihana fa 24 Volana no faharetan’ny fihofanana ho Mpitsara eo anivon’ny Sekolim-pirenena manofana ho Mpitsara sy Mpiraki-draharaha (ENMG).
Taminβireo anarana telo natolotry ny vondronβireo solombavambahoaka maro anβisa avy eo anivonβny Antenimieram-pirenena tamiko dia Andriamatoa NTSAY Christian no notendreko…