𝑭𝑢𝑹𝑻-𝑫𝑨𝑼𝑷𝑯𝑰𝑡 | π‘­π’‚π’π’π’Žπ’‚π’π’‚π’π’‚ π’π’š 𝒂𝒏𝒅𝒓𝒐𝒏’π’π’š 8 𝑴𝒂𝒓𝒔𝒂 2024.

282 0
Ny ASSOCIATION MAHAMANINA eto Fort-Dauphin dia miahy ireo vahoaka maro ato anatin’ny tampotananan’ny Tolagnaro. Toa ireo tokatrano sahirana ary ireo vehivavy mananontena Tanora lahy sy vavy tsy an’asa vonona tanteraka ny ASSOCIATION MAHAMANINA hanampy ireo mponina eto antoerana.
Omaly dia nisy ny fanamboarana ny sy fanatsatsarana ny tsena ny Bazar kely ary ny toerana fanasandamba tao amin’ny Fokotany AMPOTATRA nisy ny fisazarana koveta sy sio ary ny an’ireo mpivarotra kosa dia nozaraina tablier miisa 30 ho entiny mivarotra .
 
Amin’ny herinandro ambony koa dia hisy ny fampiofanana ireo renim-pianakaviana sy ireo zazavavy mahakasika ny fadrindram-piterahana izay hiarahana amin’ireo ekipan’ny Fahasalama eto Fort-Dauphin.
 
Nangonin’i Arrone Kennedy.

Related Post

Zava-baovao ao Farafangana | mitondra paikady hentitra hiadiana amin’ny tsy fandriampahalemana ny Zandary

Posted by - juillet 4, 2025 0
π™πšπ―πš-π›πšπ¨π―πšπ¨ 𝐚𝐨 π…πšπ«πšπŸπšπ§π πšπ§πš! π…π’π‘πšπ¨π§πšπ§πš π•π¨πšπ₯𝐨𝐑𝐚𝐧𝐲 π“πšπ¦π’π§’𝐧𝐲 π‹πžπ‘π’π›πžπ§’𝐧𝐲 π™πšπ§ππšπ«π² π•πšπ¨π―πšπ¨ – 𝐀𝐭𝐬𝐒𝐦𝐨 π€π­π¬π’π§πšπ§πšπ§πš — Farafangana, 4 Jolay 2025 Nitondra fanantenana sy…

𝐌𝐚𝐧𝐝𝐫𝐒𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚 – 𝐅𝐨𝐀𝐨𝐧𝐨π₯𝐨𝐧𝐚 𝐚𝐯𝐲 amin’ny 𝐟𝐨𝐀𝐨𝐧𝐭𝐚𝐧𝐲 11 π§π’πŸπšπ«π’π¦π›π¨π§πš 𝐧𝐚𝐧𝐚𝐫𝐒𝐧𝐚 π₯πšΜ€π₯𝐚𝐧𝐚 π¬π’π¦π›πš 𝐭𝐚𝐦𝐒𝐧`𝐧𝐲 𝐑𝐍32 𝐛𝐒𝐬

Posted by - avril 18, 2024 0
𝐌𝐚𝐧𝐝𝐫𝐒𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚 – 𝐅𝐨𝐀𝐨𝐧𝐨π₯𝐨𝐧𝐚 𝐚𝐯𝐲 amin’ny 𝐟𝐨𝐀𝐨𝐧𝐭𝐚𝐧𝐲 11 π§π’πŸπšπ«π’π¦π›π¨π§πš 𝐧𝐚𝐧𝐚𝐫𝐒𝐧𝐚 π₯πšΜ€π₯𝐚𝐧𝐚 π¬π’π¦π›πš 𝐭𝐚𝐦𝐒𝐧`𝐧𝐲 𝐑𝐍32 𝐛𝐒𝐬 (π‘΅π’‚π’π’‚π’Žπ’‘π’š π’Šπ’“π’†π’ π’‡π’π’Œπ’π’π’π’π’π’π’‚ π’•π’‚π’Žπ’Šπ’`π’π’š π’‡π’Šπ’‚π’•π’“π’†π’‰π’‚π’π’‚ π’Šπ’›π’‚π’π’š…

Jean Nirina RAFANOMEZANTSOA | Manana vina hampandroso sy hampivoatra ny Fokontany Anosizato Atsinanana, ao anatin’ny Boriboritany faha4.

Posted by - septembre 5, 2024 0
Β« π»π‘Žπ‘›π‘Žπ‘œ π‘–π‘§π‘Žπ‘¦ β„Žπ‘Žβ„Žπ‘Ž 𝐹𝐾𝑇 π‘€π‘π‘–π‘‘π‘Žπ‘Ÿπ‘–π‘‘π‘–π‘Ž ( 𝐹𝐾𝑇 π‘ƒπ‘–π‘™π‘œπ‘‘π‘’) 𝑛𝑦 πΉπ‘œπ‘˜π‘œπ‘›π‘‘π‘Žπ‘›π‘¦ π‘‘π‘Žπ‘›π‘‘π‘Žπ‘›π‘Žπ‘˜π‘œ π‘Žβ„Žπ‘œ, π‘ π‘Žπ‘‘π‘Ÿπ‘–π‘Ž π‘‘π‘’π‘‘π‘œ π‘›π‘œ π‘›π‘œ π‘›π‘Žβ„Žπ‘Žπ‘™π‘Žπ‘‘π‘ π‘Žβ„Žπ‘Žπ‘›β€™π‘›π‘¦ π‘‘π‘Žπ‘£π‘œπ‘›π‘–π‘˜π‘œ, π‘˜π‘Ž…