Fanaka antrano sy finday ary antsy bé no tratra tamin’ireo olon-dratsy ireto nandritra ny fisavana ny tranon’izireo.
Mbola mitohy noa ny fandihadiana izay ataon’ny Zandary mikasika ity raharaha ity, mbola misy ihany koa ireo tsy maintsy karohina mba hamongorana ny tambazotran’ireo Mpanao ratsy Ka tsy mampilamina ny eto Toliara.
Mbola manentana Hatrany moa ny Komandin’ny Kompanian’i Toliara ny mba hanomezana vaovao marim-pototra avy amin’ireo tsara sitrapo fa ho tazomina ho tsy ambara Telo izany.
Fanambaran’ny Transparency International – Initiative Madagascar manoloana ny famoahana ny voka-pifidianana vonjimaika omaly sy ireo tsy fanaraha-dalàna maro hitan’izy ireo.…