π•πŽππŽππ€ π‡πˆπ€π“π‘πˆπŠπ€ 𝐍𝐘 π“π€πŽπŒ-ππˆπ€π’π€ππ€ 2025 πˆπ‘π„πŽ π’πŽπ‹Oπ“π„ππ€πŒ-ππ€ππ‰π€πŠπ€ππ€ π€π“π˜ π€π‹π€πŽπ“π‘π€ πŒπ€ππ†πŽπ‘πŽ.

176 0
Fampiakaran- tsaina tao amin’ny fitalevam-paritry ny polisim-pirenena Alaotra Mangoro, Ambalabako no nanamarihana ny fanombohana ny taom-piasana amin’ity Taona 2025 ity ho an’ireo solotenam-panjakana sy OMC Alaotra Mangoro.
Nitarika izany ny PrΓ©fet an’Ambatondrazaka Dr RAKOTOARIDINA DieudonnΓ©, ary mandray anjara avokoa ireo avy amin’ny Distrika 05 sy fitalevam-paritra rehetra.
Tao aorian’izay dia nisy ny fitrotroana am-bavaka ny taoam-piasana, ary nofaranana tamin’ny fivoriana nanaovana jery todika ny lasa sy himbanjinana ny hoavy ahafahana manantateraka ireo vinam-pampandrosoana napetrak’Andriamatoa filoha Andry Rajoelina.
πŸ“ 𝑳𝒐𝒗𝒂 𝑱𝒂𝒏𝒂̀

Related Post

Fiarovam-pirenena β€” Fanavaozana lehibe eo anivon’ny Zandarimariam-pirenena

Posted by - novembre 16, 2025 0
π…π’πšπ«π¨π―πšπ¦-𝐩𝐒𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 β€” π…πšπ§πšπ―πšπ¨π³πšπ§πš π₯πžπ‘π’π›πž 𝐞𝐨 πšπ§π’π―π¨π§β€™π§π² π™πšπ§ππšπ«π’π¦πšπ«π’πšπ¦-𝐩𝐒𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 Hoentina manakaiky kokoa ny vahoaka sy hamaly ny filΓ n’ny fiarahamonina amin’izao fotoana izao…