Distrika Ambohimahasoa, Omaly t@3 ora tolakandro, tao Ambalanonoka, fkt Miadakofeno Kaominina Morafeno.
Tovolahy iray sahabo ho 18 taona, mpianatra ao amin’ny CEG Ankafina Tsarafidy,no maty nilatsahampotaka ihany koa, niaraka t@ tao Manandroy, omby iray ihany koa no fantatra fa maty niaraka tamin’ io Tovolahy io.
Raha ny angom- baovao azonay avy amin’ny tompon’andraikitra ny fahasalamana tao amin’ny kominina Morafeno dia noentina namonjy ny CSB 2 tao izy io saingy efa tsy nisy aina intsony.
FARITRA ANΓSY MANDROSO AO ANATY NY FILAMINANA: RAHARAHA MIKASIKA NY FITOKONANA ATAON’NY ASSOCIATION LUSUD ETO TOLAGNARO Nihaona sy nifampiresaka tamin’Andriamatoa…
Nohonβny rotsakβorana be loatra miseho eto Antananarivo, dia trano iray no nianjera taminβny ampahany teto aminβny Fokontany Tsiadana, araka ny…
Famindram-pitatanana teo anivon’ny Fitaleovam-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina Melaky. Tontosa soa amantsara Androany Zoma faha 15 Volana Martsa 2024…