TONTONSA ANDROANY NY FAMINDRAM_PITANTANANA NY BEN’NY TANANAN’NYΒ KAOMININA AMBONIVOHITRA MORONDAVA
Androany maraina no natao teo amin’ny biraon’ny kaominina Ambonivohitry Morondava ny fifamindram_pitantanana teo amin’ny ben’ny tanana mpisolo toerana sy ny ny ben’ny tanana vaovao
Izay nitronon’ireo olom_panjakana sy mpiaramiombon’antoka amin’ny kaominina Ambonivohitry Morondava.
Β Naneho ny fanajany ny didim-pitsarana sy ny fanapahan-kevitry ny andrim-panjakana ny Benβny TanΓ nanβAntananarivo, Harilala Ramanantsoa, taorianβny fanambarany fa handao ny…