π‡π€π“π€πŽ π•π€πŠπŽπŠπ€ πŒπ„ππ„ππ‘π€ππ“π€ππ˜ 𝐍𝐘 𝐆𝐀DπŽππ€ π“π’π€ππˆπŠπ„.

221 0
Noraisin’ny Prefen’i Toliara SOLONDRAZA Arson Theodolin Lydore AdorΓ© ireo delegasionina avy amin’ny minisiteran’ny Serasera sy Kolotsaina izay notarihan’ny Tale jeneralin’ny Kolotsaina RAZAFIARISON Francis. Tonga nampahafantatra ireo tomponandraikitra aty Toliara izy ireo fa hampidirina ho Vakoka manerantany eo anivon’ny UNESCO ny Dadona Tsapiky.
 
Tsiahivina fa nadia aman’arivony aza ireo fomba sy dihy ary gadona misoratra eo anivon’ny vakoka Nationaly dia mbola telo ihany izao no nankatoavin’ny UNESCO dia ny Fomba Bara eo amin’ny sary sokitra, ny Kabary Malagasy ary ny Hira gasy.
 
Nangonin’i Job.

Related Post

DISITRIKA NY BENENITRA

Posted by - janvier 18, 2025 0
Tontosa androany ny Fambolen-kazo ato Faritra Atsimo Andrefana ka nosokafana tamin’ny fomba ofisialy androany teto amin’ny Disitrika ny Benenitra .…