๐…๐ˆ๐‹๐€๐๐Š๐„๐•๐ˆ๐“๐‘๐€ ๐Š๐€๐Ž๐Œ๐ˆ๐๐€๐‹๐˜ ๐Œ๐Ž๐‘๐Ž๐๐ƒ๐€๐•๐€ ๐๐€๐๐€๐Ž๐Œ๐๐Ž๐Š๐€ ๐€๐๐ƒ๐‘๐Ž๐€๐๐˜ ๐๐˜ ๐…๐ˆ๐•๐Ž๐‘๐ˆ๐€๐๐€ ๐€๐‘๐€-๐๐Ž๐“๐Ž๐€๐๐€ ๐•๐Ž๐€๐‹๐Ž๐‡๐€๐๐˜

102 0

Nanomboka androany ny fivoriana ara-potoana ho an’ny filankevitra kaominaly eto amin’ny kaominina ambonivohitra Morondava izay tanterahana ao amin’ny biraon’ny filankevitraย  ka lohahevitra miisa folo no dinihina sy tapahina isan’izany ny fitsipika anatiny sy ny rafitra eo amin’ny mpanatanteraka.

Tonga avokoa ireo mpanolontsaina miisa 13 ary samy nandray anjara mavitrika avokoa teo amin’ny fanavaozana ny fitsipika anatiny raha ny tapany maraina teo no jerena .

Nangonon’i RA PA

Related Post

Vovonan’ny Firaisankina Madagasikara an’ny Malagasy Avaradrano | Tafapetraka ny atotan-taratasy

Posted by - avril 4, 2024 0
๐…๐ˆ๐‘๐€๐ˆ๐’๐€๐-๐Š๐ˆ๐๐€ ๐€๐•๐€๐‘๐€๐ƒ๐‘๐€๐๐Ž | ๐“๐€๐…๐€๐๐„๐“๐‘๐€๐Š๐€ ๐๐˜ ๐“๐€๐‘๐€๐“๐€๐’๐˜ ๐…๐ˆ๐‹๐€๐“๐’๐€๐‡๐€๐-๐Š๐Ž๐…๐ˆ๐ƒ๐ˆ๐€๐๐€ ๐‡๐Ž ๐’๐Ž๐‹๐Ž๐Œ๐๐€๐•๐€๐Œ๐๐€๐‡๐Ž๐€๐Š๐€๐’๐ˆ ๐Œ๐€๐ƒ๐€๐†๐€๐’๐ˆ๐Š๐€๐‘๐€ —- Androany faha 03 volana Avril ny taona 2024 no…