πŠπ€πŽπŒπˆππˆππ€ π€πŒππŽππˆπ•πŽπ‡πˆπ“π‘π€ π€πŒππŽπ’πˆπ“π‘π€ | KANDIDA NΒ°3 | Simon Nomenjanahary FANDRAVA

1927 0
KANDIDA NΒ°3 | Simon Nomenjanahary FANDRAVA
Namerina ny TOKY Teo Antamponivinany androany,nandritra ny FARADOBOKA FAMPIELEZAN-KEVITRA ho an’Ambositra Ambonivohitra.
πŸ‘‰Tsy hamono fa hiaro sy hanasoa ny Vahoaka,hitondra fampandrosoana ho an’Ambositra.
πŸ‘‰Ireo foto-drafitr’asa filΓ n’ny vahoaka Dia hametraka ho laharam-pahamehana…
πŸ‘‰Fanatsarana ireo Lalana mampifandray ireo Fkt maro, RANO fisotro madio,hazavana hiantoka fandriampahalemana…
πŸ‘‰Fanomezana endrika ny tanana @ fanatsarana na fananganana ireo mety hampiavaka ny tananan’Ambositra « Ambositra les RosesΒ Β» tanana madio milamina,hahasarika mpizaha tany, @ maha renivohitry ny asa tanana azy.
πŸ‘‰Fanomezana fampiofanana hanatsarana ny fahaiza-mano ara-teknika ho an’ireo tantsaha hanatsarana ny fampidirambola isa-tokantrano sy fampandrosoana ny maha olona.
πŸ‘‰Fanatsarana fomba fiasa ao @ Kaominina.
πŸ‘‰Mila hajaina ny vahoaka ary omena asa ara-kalitao sy ara-potoana. Tsy handefitra @ endrika kolikoly rehetra ao Kaominina…hamerina ny tamberin’andraikitra ho an’ny vahoaka araka ny filΓ n’ny eny amin’ny Fokontany
πŸ‘‰Β«Β Ambositra ho TΓ nana mahate-honina…ny Vahoaka ao aminy,vahoaka mandroso
πŸ‘‰Nanotrona izao faradoboka izao ny depute Liva Rason,nanamafy ny fanohanana azy sy ny fiaraha-miasa ho fampandrosoana an’Ambositra
Nangonin’i FenitraΒ 

Related Post

FAMPIELEZAN-KEVITRA π€πŒππ€ππˆπ‡π˜ 𝐀𝐍𝐃𝐑𝐄𝐅𝐀𝐍𝐀

Posted by - mai 10, 2024 0
π„πŸπšπ­π«πš 𝐒𝐫𝐞𝐨 𝐦𝐩𝐒π₯𝐚𝐭𝐬𝐚𝐀𝐚 𝐑𝐨 𝐟𝐒𝐝𝐒𝐧𝐚 𝐑𝐨 𝐬𝐨π₯π¨π¦π›πšπ―πšπ¦π›πšπ‘π¨πšπ€πš 𝐚𝐨 𝐚𝐦𝐒𝐧’𝐧𝐲 πƒπ’π¬π­π«π’π€πšπ§’𝐒 π€π¦π©πšπ§π’π‘π² 𝐚𝐧𝐝𝐫𝐞𝐟𝐚𝐧𝐚 𝐒𝐳𝐚𝐲 𝐚𝐑𝐒𝐭𝐚𝐧𝐚 𝐀𝐨𝐦𝐒𝐧𝐒𝐧𝐚 19 π“π¨πžπ«πšπ§πš 𝐫𝐨𝐚 𝐧𝐨 𝐑𝐒𝐟𝐚𝐧𝐒𝐧𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚,…

DIPLAOMASIA – FIHAONANA TAO PARIS

Posted by - septembre 10, 2026 0
Nandritra ny fitsidihany tany Paris, dia nihaona tamin’ny Filohan’ny Repoblika frantsay, Emmanuel Macron, tao amin’ny Lapan’ny Γ‰lysΓ©e ny Filohan’ny Fanavaozana,…