Tohin’ilay raharaha fahatratrarana solika mitampoka tao Mangarano Toamasina: Nitondra fanazavana misimisy kokoa tamin’ny Mpanao Gazety androany ,ny Chef D’escadron ZO Andriamanovosoa, Chef SRC Toamasina.
Fantatra tamin’izany fa petrole, gasoil,ary asidra no ampiasain’ireo mpanao solika mitampoka ary voaporofo tamin’ny fidinana ifotony natao niaraka tamin’ny OMH omaly izany. Tena manimba moteur an fiara sy moto izany ka tsy azo ekena ny fivarotana sy fanaparitahana izany.
Ny fanadihadiana no nahalalana fa amidy amin’iny RN5 iny ireo gasoil mitampoka amin’ny vidiny 3000 hatramin’ny 4000ar.
Ireo olona roa ireo no tratra aloha fa mbola hokarohina ny mpiray tsikombakomba amin’izy ireo araka ny fanazavany hatrany.
DISTRITRA MORONDAVA TSY VITA OMALY NY FANDRAISANA NY FIROTSAHAN-KOFIDIANβIREO KANDIDA NOHONβNY FAHATAPAHANβNY JIRO Hatraminβizao fotoana hanoratana izao dia mbola ao…
Mpiasan’ny fahasalamana ato anatin’ny farim-piadidiam-pahasalamana miisa 10 mianadahy no nahazo fiofanana mahakasika ny fitsirihana ireo sakafo amidy sy ho azo…
Tao anatin’ny firahalahiana sy mangarahara ny fifamindram-pitantanana teo amin’Andriamatoa; RANDRIANIAINA Georges Mamy Ben’ny tanana teo aloha sy Andry ANDRIAMAHASORO Ben’ny…