๐€๐ฅ๐š๐ญ๐ฌ๐ข๐ง๐š๐ข๐ง๐ฒ ๐๐š๐ฌ๐ค๐š: ๐๐ข๐ฅ๐š๐ฆ๐ข๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐ข๐ญ๐ฌ๐š๐ง๐ ๐š๐ญ๐ฌ๐š๐ง๐ ๐š๐ง๐š๐ง๐š ๐ญ๐ž๐ง๐ฒ ๐€๐ง๐š๐ง๐๐ซ๐จ๐ฃ๐ข๐š/๐Œ๐š๐ž๐ฏ๐š๐ญ๐š๐ง๐šฬ€๐ง๐š ๐Ÿ๐š๐ก๐š๐ซ๐จ๐š:

51 0
๐Ÿ‘‰ Tsy toy ny isan-taona rehefa migadona ny andron’ny Alatsinainy Paska dia mifanisika ny olona, saingy tamin’ity no somary nisy fihenana ny olona tonga nitsangatsanagana teny Anandrojia, any amin’ny kaominina Maevatanร na faharoa. Tsy dia fantatra mazava moa na ireo bajaja tsy afaka niasa no antony izany na fahamaroan’ny toeram-pitsangatsanganana, ato anatin’ny disitrikan’i Maevatanร na.
๐Ÿ‘‰Raha ho fitinina tokoa ny zava-nisy tany Anandrojia dia nilamina tanteraka nohon’ny fisian’ny mpitandro ny filaminana teny an-kianja.
๐Ÿ‘‰ Ireto ny sary nanamarika izany teny Anandrojia sy ny lalam-pirenena fahefatra.

Related Post

๐“๐€๐๐“๐’๐€๐‡๐€ ๐Œ๐ˆ๐‘๐€๐˜ ๐‡๐ˆ๐๐€ ๐Œ๐ˆ๐“๐€๐ƒ๐˜ ๐…๐€๐๐ƒ๐‘๐ˆ๐€๐Œ-๐๐€๐‡๐€๐‹๐„๐Œ๐€๐๐€

Posted by - novembre 8, 2023 0
๐‘ญ๐’Š๐’Œ๐’‚๐’Ž๐’ƒ๐’‚๐’๐’‚๐’๐’‚ ๐’Š๐’—๐’๐’๐’…๐’“๐’๐’๐’‚๐’’๐’๐’š ๐‘ญ๐‘ฒ๐‘ป 45 ๐’‚๐’ ๐’‚๐’๐’‚๐’•๐’Š๐’’๐’๐’š ๐’Œ๐’‚๐’๐’Ž๐’Š๐’๐’Š๐’๐’‚ 7 ( Tsarasaotra, Ankazoambo, Alakamisy Ambohijato, Ivony, Ivato, Ambositra I sy II) แด›แด€ษดแดŠแดษดแด€:…

๐“๐ž๐ญ๐ข๐ค๐š๐ฌ๐š ยซย ๐ฆ๐ฉ๐ข๐š๐ง๐š๐ญ๐ซ๐š ๐ข๐ซ๐š๐ฒ ๐ก๐š๐ณ๐จ ๐ข๐ซ๐š๐ฒย ยป

Posted by - fรฉvrier 28, 2024 0
Natomboka tao amin’ny EPP Tsimavaobe ao Morondava androany ny fambolen-kazo ao anatinโ€™ny tetikasa โ€œ๐—จ๐—ป รฉ๐—นรจ๐˜ƒ๐—ฒ, ๐—จ๐—ป ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฏ๐—ฟ๐—ฒโ€ izay nanentananโ€™IOโ€™RENALA ny…