Tonga nanatrika ny lalao iz’ireo androany. Raha ny fantatra dia i ZOKY ALAIN no nanolotra manontolo ny loka , ka izay mandresy dia mahazo ondry iray.
Ny fidinana ifotony atao toy izao no ahalalΓ na ny olana mianjady amin’ny tanora ka iarahana mijery vahaolana hoy i ZOKY ALAIN,izay sady mandray ny hetahetan’ireo tanora. Hojerena akaiky ny lafiny fanatanjahan-tena hoy izy.
π Nohon’ny fangatahan’ny talen_tsekoly tamin’ny minisitry ny tanora sy ny fanatanjahan-tena Andriamatoa Haja Resampa dia tonga namaly izany ny minisitra…
Notanterahana teto Amboasary Atsimo ny fifaninana hazakazaka am-bisikileta izay mirefy 150 km ka nahitana teratany Malagasy sy vahiny anjara. Fantatra…