VONONA HIFANOME TANANA AMIN`NY MINISITRY NY FANAJARIANA NY TANY SY NY RAHARAHAN-TANY IREO BEN`NY TANANA AVY AMIN`NY FARITRA SOFIA

129 0

VONONA HIFANOME TANANA AMIN`NY MINISITRY NY FANAJARIANA NY TANY SY NY RAHARAHAN-TANY IREO BEN`NY TANANA AVY AMIN`NY FARITRA SOFIA
(π‘΅π’Šπ’‰π’‚π’π’π’‚ π’Žπ’‚π’π’π’Œπ’‚π’π’‚ π’•π’‚π’Žπ’Šπ’`π’π’š π‘΄π’Šπ’π’Šπ’”π’Šπ’•π’“π’š π’π’š π‘­π’‚π’π’‚π’‹π’‚π’“π’Šπ’‚π’π’‚ π’π’š π’•π’‚π’π’š π’”π’š π’π’š 𝒓𝒂𝒉𝒂𝒓𝒂𝒏-π’•π’‚π’π’š π’Šπ’›π’š π’Šπ’“π’†π’)

Naneho fahavononana sady hifanome tanana amin’ny andraikitra manandrify ny ben`ny tanana ato Sofia sy ny Minisiteran`ny faajariana ny tany sy raharahan-tany. Noraisin`ny Minisitry ny Fanajariana ny Tany sy ny Raharahan-tany, ny Jeneraly Lylyson RenΓ© De Rolland Urbain tao amin’ny birao fiasany, Anosy Antananarivo, ireo Ben’ny tanana rehetra avy amin’ny faritra Sofia izay namonjy ny fihaonam-ben’izy ireo ny Alakamisy faha 13 Novembra 2025 tolakandro.

Vahana avokoa ny olana izay azo vahana rehetra mahakasika ny fananan-tany any amin’ny faritra Sofia ho mariky ny fiaraha-miasa

Nangonin’i Claudio

Related Post

π“πŽπ€πŒπ€π’πˆππ€ | ππŽπƒπŽπ‘π€ππ€ πˆπ‘π„πŽ π•π€π‘π˜ π’πˆπŒππ€

Posted by - janvier 14, 2024 0
π“πŽπ€πŒπ€π’πˆππ€ | ππŽπƒπŽπ‘π€ππ€ πˆπ‘π„πŽ π•π€π‘π˜ π’πˆπŒππ€   Notanterahina omaly tao Tanandava ny fandorana ireo vary simba ,izay hita tao amina…

DISITRIKA NY BENENITRA

Posted by - janvier 18, 2025 0
Tontosa androany ny Fambolen-kazo ato Faritra Atsimo Andrefana ka nosokafana tamin’ny fomba ofisialy androany teto amin’ny Disitrika ny Benenitra .…