Nandritra ny fifamindram-pitantanana teo aminโny Minisitry ny Foloalindahy teo aloha sy ny Minisitra vaovao dia nanambara am-pahibemaso ny Minisitra vaovao fa โtsy asiana base militaire frantsay intsony ao Antsiranana.โ
Io fanambarร na io, hoy izy, dia maneho mazava ny fijoroanโny Tafika Malagasy aminโny fiarovana tanteraka ny fiandrianam-pirenena sy ny fahaleovantena, ary famaliana ihany koa ny hetahetanโny vahoaka aminโny fanamafisana ny fahavononana sy ny fahaleovan-tenanโny hery fiarovana.
Notsindriany manokana fa hamafisina ny firaisankina sy ny fiaraha-miasa eo aminโny Tafika sy ny Zandary, mba hahatongavana aminโny hery miaro mahomby sy miray tanjona.
Nanambara ihany koa ny Minisitra fa hisy fanovana rafitra hatao ao anatinโny Ministera, araka ny fitakianโny vahoaka sy ny fivoaranโny teknolojia sy ny tontolo ara-piarovana ankehitriny.
Tanjona aminโizany ny hanamafisana bebe kokoa ny fandriam-pahalemana manerana ny Nosy, ny fampihenana ny asan-dahalo, ary ny fampanajana ny lalร na sy ny filaminam-bahoaka.
ยซ ๐ป๐จ๐ ๐๐๐๐ฎ ๐๐๐จ๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ง๐ ๐๐ง๐๐ฃ๐๐จ๐๐ฎ ๐๐๐ฉ๐๐ค๐๐ฎ ๐๐๐ค ๐๐๐๐๐๐๐จ๐๐ ๐๐ง๐.
๐๐๐๐๐ ๐ ๐ด๐๐๐๐๐๐๐ฎ ๐๐ ๐๐ฃโ๐ฃ๐ ๐ด๐๐๐๐๐๐๐ฎ. ยป
โ ๐ฉ๐ฐ๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ณ๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ฐ๐ญ๐ฐ๐ข๐ญ๐ช๐ฏ๐ฅ๐ข๐ฉ๐บ ๐ท๐ข๐ฐ๐ท๐ข๐ฐ.
Nangonin ‘Lay Mahitsy





