Nahazo Filoha ny Malagasy | Voafidy fanindroany ny Filoha RAJOELINA

677 0
Izahay eto amin’ny Gazety an’habaka Feon’ny Demokrasia Malagasy, dia miarahaba ny Malagasy amin’izao fahazahoana Filoha izao indray, ary mirary koa raha mirary ny hivalonan’ny korontana amin’izay fa mba hifantoka amin’ny fampandrosoana tena izy amin’izay isika.
 
Arabaina tahaka izany koa ianao Andriamatoa Andry Rajoelina voafidy fanindroany hitondra ny Firenen-tsika, andraikitra makadiry indrindra izany, kanefa mino sy manantena izahay fa tsy handraraka ilom-by and-doha ianao. Mirary anao mba hahatontosa antsakany sy andavany amin’ny adidy lehibe iantsorohanao.
Namana, andao hifanome tanana hanondrora an’i Gasikara isika!!
 
Nangonin’ny Feon’ny Demokrasia

Related Post

𝐅𝐈𝐋𝐀𝐍𝐊𝐄𝐕𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐊𝐀𝐎𝐌𝐈𝐍𝐀𝐋𝐘 𝐌𝐎𝐑𝐎𝐍𝐃𝐀𝐕𝐀 𝐍𝐀𝐍𝐀𝐎𝐌𝐁𝐎𝐊𝐀 𝐀𝐍𝐃𝐑𝐎𝐀𝐍𝐘 𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐕𝐎𝐑𝐈𝐀𝐍𝐀 𝐀𝐑𝐀-𝐏𝐎𝐓𝐎𝐀𝐍𝐀 𝐕𝐎𝐀𝐋𝐎𝐇𝐀𝐍𝐘

Posted by - février 14, 2025 0
Nanomboka androany ny fivoriana ara-potoana ho an’ny filankevitra kaominaly eto amin’ny kaominina ambonivohitra Morondava izay tanterahana ao amin’ny biraon’ny filankevitra …