TOAMASINA | TRATEHAKY NY POLISY ILAY MPANGALATRA TONGO-DROA

166 0

馃搶 Toamasina Moto Cygnus halatra hitan’ny P么lisy avy ao amin’ny Commissariat Mangarano ka efa voarain’ny Tompony soa amantsara.

馃搶 Moto noentina tovolahy iray io moto io omaly alina,ka nisy olona telo lahy nitondra antsy nanendaka azy teo Mangarano akaikin’ny Prosper ka lasan’izy ireo ilay moto.

馃搶 Teo ampanaovana fisafoana tamin’ny alin’ny 9 janoary 2024 tokony tamin鈥檔y folo ora alina ireo P么lisy avy amin’ny Commissariat Mangarano,no nahita olona telo lahy nitondra moto,takaikin’ny dobon’ny Maitre tokony tamin’ny folo ora alina.

馃搶 Rehefa nahatazana ny P么lisy ireo jiolahy ,dia najanon’izy ireo ilay moto ka lasa nandositra izy ireo. Tavela tao anatin’ilay moto moa ny mombamomba ilay tompony ka tamin’ny alalan’iny no nahafantarana azy,ka nantsoina nakao amin’ny Commissariat Mangarano izy naka ilay Moto.

馃搶 Faly sy ravo ny tompon’ilay Moto ka nanolotra fisaorana ho an’ny Commissaire Razafinaivo Erick ,Lehiben’ny Commissariat Mangarano izy ,satria tafaverina aminy soa amantsara ny moto nohon’ny fandraisana andraikitra nataon’ny P么lisy.

馃敵Nangonin’i Claudia Tsitolomy, Antsinana

Related Post

芦聽饾悆饾悜饾悗饾悎饾悡 饾悆饾悇 饾悜饾悇饾悘饾悗饾悕饾悞饾悇 聽禄 饾悁饾悤饾悩 饾悁饾悓饾悎饾悕’饾悕饾悩 饾悞饾悇饾悕饾悁饾悡饾悗饾悜饾悁 饾悓饾悁饾悑饾悁饾悊饾悁饾悞饾悩

Posted by - f茅vrier 28, 2025 0
Manoloana ny famoaham-baovao, nataon’ny Gazety an’habaka Feon’ny Demokrasia omaly,Alakamisy 27 Febroary 2025, (https://feonydemokrasia.mg/alerte-ambatomanjaka/) dia mitondra ity 饾悷饾悮饾惂饾悽饾惌饾惉饾悽饾悮饾惁-饾悰饾悮饾惃饾惎饾悮饾惃 ity ny 饾棪饾棽虂饾椈饾棶饾榿…