TOAMASINA | ANJATONY IREO NISITRAKA NY FAMOTSORAN-KELOKA FAOBE

336 0
馃搶 Miisa 417 ireo voafonja nisitraka ny famotsoran-keloka faobe,ka ny 127 amin’izy ireo no avoaka eo noho eo, ka nanomboka ny talata lasa teo ny fampodiana azy ireo. Hatramin’ny omaly alarobia dia efa 38 ireo efa tafody.
 
馃搶 Araka ny fampitam-baovao nataon’ny Lehiben’ny Fonja eto Toamasina, ny Contr么leur d’Administration P茅nitentiaire Zafilahy VONJY Stephanson tamin’ny Mpanao Gazety omaly. Nialohany namoahana azy ireo hoy izy dia nisy ny fananarana izay natao azy ireo,mba tsy hamerenany heloka intsony ,ka mba ho olona azo iaraha-monina sy mora ahitsy izy ireo eny anivon’ny fiaraha-monina.
馃搶 Entanina ihany koa ny havany mba tsy hanilikilika azy ireny rehefa tafaverina amin’ny fiaraha-monina izy ireny. Marihina moa fa tsy anisan’ny mahazo famotsoran-keloka ireo misazy nohon’ny fanolanana.
馃搶 Raha ny fantatra dia miisa 15 ireo mpanolana misazy ao amin’ny fonjan’Ambalatavoangy,nanomboka ny volana Septembre 2023 ka hatreto.
 

Related Post

饾棴饾棓饾棥饾棗饾棓饾棩饾棤饾棞饾棓饾棩饾棞饾棓 饾棭饾棦饾棥饾棗饾棩饾棦饾棥饾棫饾棦饾棔饾棞饾棤-饾棧饾棞饾棢饾棙饾棦饾棭饾棓饾棥饾棓 饾棤饾棙饾棥饾棓饾棔饾棙

Posted by - juin 21, 2024 0
饾槙饾槹饾樀饾槹饾樀饾槹饾槾饾槩饾槳饾槸饾槩 饾槩饾槸饾槬饾槼饾槹饾槩饾槸饾樅 21 饾槕饾槳饾槹饾槸饾槩 饾樀饾槩饾槹 饾槩饾槷饾槳饾槸’饾槸饾樅 饾槵饾槳饾槩饾槸饾槴饾槩 饾槷饾槩饾槸饾槩饾槼饾槩饾槷饾槺饾槮饾槸饾槳饾樀饾槼饾槩 饾様饾槹饾槼饾槹饾槸饾槬饾槩饾樂饾槩 饾槸饾樅 饾槶饾槩饾槸饾槹饾槸饾槩饾槸饾槩 饾槩饾槼饾槩-饾槺饾槩饾槸饾槴饾槩饾槵饾槩饾槸饾槩 饾槳饾樆饾槩饾樅 饾槸饾槹饾樀饾槩饾槼饾槳饾槱饾槳饾槸饾樅 饾槵饾槩饾槹饾槷饾槩饾槸饾槬饾槳饾槸’饾槸饾樅 饾樆饾槩饾槸饾槬饾槩饾槼饾槳饾槷饾槩饾槼饾槳饾槩 饾槺饾槳饾槼饾槮饾槸饾槮饾槸饾槩 饾槕饾槮饾槸饾槮饾槼饾槩饾槶饾樅 饾槞饾槩饾槵饾槹饾樀饾槹饾槷饾槩饾槶饾槩饾槶饾槩 饾槇饾槸饾槬饾槼饾槳饾槩饾樀饾槩饾槱饾槳饾槸饾槩…