๐‹๐€๐๐Ž๐๐€๐๐€ ๐…๐€๐๐Ž๐Š๐€๐…๐€๐๐€ ๐๐˜ ยซย ๐“๐„๐“๐ˆ๐Š๐€๐’๐€ ๐“๐’๐ˆ๐Œ๐๐ˆ๐๐€ย ยป

15 0
Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy, anio 09 aogositra 2024, tetsy amin’ny ยซย Gymnase Couvert Mahamasinaย ยป, ny Tetikasa Tsimbina izay notarihin’ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA niaraka tamin’ireo solon-tenan’ny Governemanta.
Ny Tetikasa Tsimbina dia fiahiana ara-tsosialy, fanampiana ireo vahoaka sahirana ara-pivelomana ka hanampiana azy ireo amin’ny fidiram-bola.
Tokan-trano teo amin’ny 2600 no nanombohana izany anio fa kosa ho atao manerana an’i Analamanga. Ny tombony amin’ity tetikasa ity dia tsy misy filaharana be intsony fa avy hatrany dia mirotsaka anaty finday ny vola tokony ho azo.
ย Ny Mpitahiry ny Fitombokasem-panjakana, Ministry ny Fitsarana sady Ministry ny Mponina sy ny Firaisan-kina mpisolo-toerana, R/toa RANDRIAMANANTENASOA Landy Mbolatiana dia nanamafy fa mbola hitohy ny fiahiana tahaka izao ary ny fandraisana anarana ho an’ireo izay tokony hisitraka izany fanampiana izany dia maimaim-poana hatrany.
Ny fanjakana ihany koa dia manakaiky hatrany ny vahoaka ary mitandro ny maha-olona araka ny andry voalohany napetraka.

Related Post

Fisolokiana miseho amin’ny Cash Point eto Mandritsara | Namory mpanao cash point ny lehiben`ny kompania

Posted by - fรฉvrier 24, 2024 0
๐Œ๐š๐ง๐๐ซ๐ข๐ญ๐ฌ๐š๐ซ๐š – ๐Œ๐š๐ง๐จ๐ฆ๐›๐จ๐ค๐š ๐ฆ๐š๐ก๐š๐ณ๐จ ๐ฏ๐š๐ก๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐ฆ๐ฉ๐ข๐ฌ๐จ๐ฅ๐จ๐ค๐ฒ ๐ฏ๐จ๐ฅ๐š ๐š๐ฆ๐ข๐ง`๐ง๐ฒ ๐‚๐š๐ฌ๐ก ๐๐จ๐ข๐ง๐ญ ( Namory mpanao cash point ny lehiben`ny kompania) โœฆCash…

๐—ญ๐—”๐—ก๐——๐—”๐—ฅ๐— ๐—œ๐—”๐—ฅ๐—œ๐—” ๐—ฉ๐—ข๐—ก๐——๐—ฅ๐—ข๐—ก๐—ง๐—ข๐—•๐—œ๐— -๐—ฃ๐—œ๐—Ÿ๐—˜๐—ข๐—ฉ๐—”๐—ก๐—” ๐— ๐—˜๐—ก๐—”๐—•๐—˜

Posted by - juin 21, 2024 0
๐˜•๐˜ฐ๐˜ต๐˜ฐ๐˜ต๐˜ฐ๐˜ด๐˜ข๐˜ช๐˜ฏ๐˜ข ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ฅ๐˜ณ๐˜ฐ๐˜ข๐˜ฏ๐˜บ 21 ๐˜‘๐˜ช๐˜ฐ๐˜ฏ๐˜ข ๐˜ต๐˜ข๐˜ฐ ๐˜ข๐˜ฎ๐˜ช๐˜ฏ’๐˜ฏ๐˜บ ๐˜ฌ๐˜ช๐˜ข๐˜ฏ๐˜ซ๐˜ข ๐˜ฎ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข๐˜ณ๐˜ข๐˜ฎ๐˜ฑ๐˜ฆ๐˜ฏ๐˜ช๐˜ต๐˜ณ๐˜ข ๐˜”๐˜ฐ๐˜ณ๐˜ฐ๐˜ฏ๐˜ฅ๐˜ข๐˜ท๐˜ข ๐˜ฏ๐˜บ ๐˜ญ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ฐ๐˜ฏ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข ๐˜ข๐˜ณ๐˜ข-๐˜ฑ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ซ๐˜ข๐˜ฌ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข ๐˜ช๐˜ป๐˜ข๐˜บ ๐˜ฏ๐˜ฐ๐˜ต๐˜ข๐˜ณ๐˜ช๐˜ฉ๐˜ช๐˜ฏ๐˜บ ๐˜ฌ๐˜ข๐˜ฐ๐˜ฎ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ฅ๐˜ช๐˜ฏ’๐˜ฏ๐˜บ ๐˜ป๐˜ข๐˜ฏ๐˜ฅ๐˜ข๐˜ณ๐˜ช๐˜ฎ๐˜ข๐˜ณ๐˜ช๐˜ข ๐˜ฑ๐˜ช๐˜ณ๐˜ฆ๐˜ฏ๐˜ฆ๐˜ฏ๐˜ข ๐˜‘๐˜ฆ๐˜ฏ๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ข๐˜ญ๐˜บ ๐˜™๐˜ข๐˜ฌ๐˜ฐ๐˜ต๐˜ฐ๐˜ฎ๐˜ข๐˜ญ๐˜ข๐˜ญ๐˜ข ๐˜ˆ๐˜ฏ๐˜ฅ๐˜ณ๐˜ช๐˜ข๐˜ต๐˜ข๐˜ฉ๐˜ช๐˜ฏ๐˜ข…