𝐑𝐋 ππ‘πŽπƒ/ π€π’π’πŽπ‚πˆπ€π“πˆπŽπ π’π€π•πˆπŠπ€ | 23 𝑴𝒂𝒓𝒔 2025, π‘²π’Šπ’‚π’π’‹π’‚π’’π’π’š π‘Ίπ’‚π’—π’Šπ’Œπ’‚ π‘¨π’Žπ’ƒπ’π’”π’Šπ’•π’“π’‚

241 0
𝐑𝐋 ππ‘πŽπƒ/ π€π’π’πŽπ‚πˆπ€π“πˆπŽπ π’π€π•πˆπŠπ€ – 23 𝑴𝒂𝒓𝒔 2025, π‘²π’Šπ’‚π’π’‹π’‚π’’π’π’š π‘Ίπ’‚π’—π’Šπ’Œπ’‚ π‘¨π’Žπ’ƒπ’π’”π’Šπ’•π’“π’‚
𝑡𝑢𝑺𝑢𝑲𝑨𝑭𝑨𝑡𝑨 𝑡𝒀 𝑻𝑨𝑢𝑴-𝑷𝑰𝑳𝑨𝑳𝑨𝑢𝑽𝑨𝑡𝑨 𝑺𝑨𝑽𝑰𝑲𝑨 2025 𝑨𝑻𝒀 𝑨𝑴𝑰𝑡’𝑡𝒀 𝑭𝑨𝑹𝑰𝑻𝑹𝑨 𝑨𝑴𝑢𝑹𝑢𝑡’𝑰 𝑴𝑨𝑡𝑰𝑨
πŸ‘‰Mandritra ny ray volana ao anatin’ny 15 Febroary-15 Mars no antsoina hoe Β«Β π…π€πŽπ’π€Β Β» na koa hoa Β«Β π•πŽπ‹π€π-πƒπ‘πˆπŒπŽπ‘πˆπŒπŽΒ Β» ,vanim-potoana tsy azo anaovana inona na inona na fety io na fanorenana; mbola mandala izany ny aty amin’ny Faritra Amoron’i Mania
πŸ‘‰Rehefa tapitra io vanim-potoana io dia anaovana fety, isany mivoy izany ny 𝑹𝑳 𝑷𝑹𝑢𝑫 π’”π’š π’π’š 𝑨𝑺𝑺𝑢π‘ͺ𝑰𝑨𝑻𝑰𝑢𝑡 𝑺𝑨𝑽𝑰𝑲𝑨 𝑨𝑴𝑩𝑢𝑺𝑰𝑻𝑹𝑨
πŸ‘‰ Isan-taona dia misy ny hetsika Β Β» Arabaina vita faosaΒ Β» sady fanokafana ny taom-pilalaovana Savika
πŸ‘‰ Manomboka eo dia misesy ny fandaharam-potoana ary efa milamina sy mipetrapetraka ny ho amin’ny 2025 hoy Lanto RASON izay tompon’andraikitra voalohany
πŸ‘‰ Ny volana Oktobra kosa no mifarana ny taom-pilalaovana savika izay elanelanin’ireo hetsika maro toy ny : Lundi de pΓ’que mafana, Face Γ  face Lundi de pentΓͺcote, Manala azy vita bacc ary ny Faradoboka izay hisy ihany koa ao an-drenivohitra
πŸ‘‰Vonona hiara-hiasa sy hifanampy amin’ny hetsika ara-kolotsaina Β«Β π•πŽπ‹π€πŒππ„π“πŽπ‡π€πŠπ€Β Β» hatao amin’ity 2025 ity eto Ambositra ny RL PROD sy ny Association savika
Nangonin’i Fenitra Arri Anne

Related Post

π…π„π’π“πˆπ•π€π‹ 𝐈𝐎’𝐑𝐄𝐍𝐀𝐋𝐀 πƒπ€π˜π’

Posted by - dΓ©cembre 19, 2024 0
𝑯𝒐 π’•π’‚π’π’•π’†π’“π’‚π’‰π’Šπ’π’‚ π’π’š 20 π’”π’š 21 π’‚π’“π’š 22 π’…π’†π’„π’†π’Žπ’ƒπ’“π’† π’Šπ’›π’‚π’ π’π’š π‘­π’†π’”π’•π’Šπ’—π’‚π’ π’Šπ’’𝑹𝒆𝒏𝒂𝒍𝒂 π‘«π’‚π’šπ’” π’Šπ’›π’‚π’š 𝒂𝒕𝒂𝒐 𝒆𝒕𝒐 𝑴𝒐𝒓𝒐𝒏𝒅𝒂𝒗𝒂 ; π’‰π’†π’•π’”π’Šπ’Œπ’‚…

π‡π€π“π€πŽ π•π€πŠπŽπŠπ€ πŒπ„ππ„ππ‘π€ππ“π€ππ˜ 𝐍𝐘 𝐆𝐀DπŽππ€ π“π’π€ππˆπŠπ„.

Posted by - mars 4, 2024 0
Noraisin’ny Prefen’i Toliara SOLONDRAZA Arson Theodolin Lydore AdorΓ© ireo delegasionina avy amin’ny minisiteran’ny Serasera sy Kolotsaina izay notarihan’ny Tale jeneralin’ny…