π…πŽπˆππ„πŒ-ππ€π‘πˆπ“π‘π˜ 𝐍𝐘 π…πˆπ“π’πˆππ‰π€π‘π€πŒ-𝐏𝐀𝐇𝐄𝐅𝐀𝐍𝐀 π’π˜ π…π€ππ€π‰π€π‘πˆπ€ππ€ 𝐍𝐘 π“π€ππ˜ π€πŒπŽπ‘πŽπ’𝐈 πŒπ€ππˆπ€

15 0
β€Žπ‘»π‘Άπ‘΅π‘»π‘Άπ‘Ίπ‘¨ 𝑡𝒀 𝑭𝑰𝑭𝑨𝑴𝑰𝑡𝑫𝑹𝑨𝑴-𝑷𝑰𝑻𝑨𝑡𝑻𝑨𝑡𝑨𝑡𝑨 𝑻𝑬𝑢 𝑨𝑴𝑰𝑡’𝑡𝒀 𝑡𝒀 𝑻𝑨𝑳𝑬 𝑴𝑷𝑰𝑺𝑢𝑳𝑢 𝑻𝑢𝑬𝑹𝑨𝑡𝑨 𝑺𝒀 𝑡𝒀 𝑻𝑨𝑳𝑬 𝑽𝑢𝑨𝑻𝑬𝑡𝑫𝑹𝒀
β€Žβ€Ž
β€Ž πŸ‘‰Andriamatoa ANDRIAMAHATANA JoΓ«lis Charlis, ho Talem-paritry ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany Amoron’i Mania voatendry ny 16 jolay lasa teo
β€Žβ€Ž πŸ‘‰Ezaka hatao hoy izy ny hametrahana ny BCFI ,Ministera manakaiky vahoaka ,fametrahana olona any amin’ireo distrika mbola tsy ahitana biraon’ny fananan-tany dia ny Distrika Ambatofinandrahana sy Manandriana
β€Žβ€Ž πŸ‘‰Ezahana ihany koa hoy ny tale vaovao ny hitady vahaolana hijerana akaiky ny olana mahakasika ny ady tany*

Related Post

VITA NY TETEZAN’NY MANANDONA

Posted by - mai 16, 2024 0
Tetezan’i manandona antsirabe faharoaVita soamantsara ary efa azo ampiasaina ny tetezan’i manandona ao antsirabe faharoa mihazo ny RN7Tonga nanolotra izany…