๐…๐Ž๐ˆ๐๐„๐Œ-๐๐€๐‘๐ˆ๐“๐‘๐˜ ๐๐˜ ๐…๐ˆ๐“๐’๐ˆ๐๐‰๐€๐‘๐€๐Œ-๐๐€๐‡๐„๐…๐€๐๐€ ๐’๐˜ ๐…๐€๐๐€๐‰๐€๐‘๐ˆ๐€๐๐€ ๐๐˜ ๐“๐€๐๐˜ ๐€๐Œ๐Ž๐‘๐Ž๐’๐ˆ ๐Œ๐€๐๐ˆ๐€

161 0
โ€Ž๐‘ป๐‘ถ๐‘ต๐‘ป๐‘ถ๐‘บ๐‘จ ๐‘ต๐’€ ๐‘ญ๐‘ฐ๐‘ญ๐‘จ๐‘ด๐‘ฐ๐‘ต๐‘ซ๐‘น๐‘จ๐‘ด-๐‘ท๐‘ฐ๐‘ป๐‘จ๐‘ต๐‘ป๐‘จ๐‘ต๐‘จ๐‘ต๐‘จ ๐‘ป๐‘ฌ๐‘ถ ๐‘จ๐‘ด๐‘ฐ๐‘ต’๐‘ต๐’€ ๐‘ต๐’€ ๐‘ป๐‘จ๐‘ณ๐‘ฌ ๐‘ด๐‘ท๐‘ฐ๐‘บ๐‘ถ๐‘ณ๐‘ถ ๐‘ป๐‘ถ๐‘ฌ๐‘น๐‘จ๐‘ต๐‘จ ๐‘บ๐’€ ๐‘ต๐’€ ๐‘ป๐‘จ๐‘ณ๐‘ฌ ๐‘ฝ๐‘ถ๐‘จ๐‘ป๐‘ฌ๐‘ต๐‘ซ๐‘น๐’€
โ€Žโ€Ž
โ€Ž ๐Ÿ‘‰Andriamatoa ANDRIAMAHATANA Joรซlis Charlis, ho Talem-paritry ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany Amoronโ€™i Mania voatendry ny 16 jolay lasa teo
โ€Žโ€Ž ๐Ÿ‘‰Ezaka hatao hoy izy ny hametrahana ny BCFI ,Ministera manakaiky vahoaka ,fametrahana olona any amin’ireo distrika mbola tsy ahitana biraon’ny fananan-tany dia ny Distrika Ambatofinandrahana sy Manandriana
โ€Žโ€Ž ๐Ÿ‘‰Ezahana ihany koa hoy ny tale vaovao ny hitady vahaolana hijerana akaiky ny olana mahakasika ny ady tany*

Related Post