Soanierana Ivongo | Tovolahy 28 taona nanola zazavavy kely 6 taona

Posted by - fΓ©vrier 10, 2024

DISTRIKAN’I SOANIERANA IVONGO : Tovolahy 28 taona nanola zazavavy kely 6 taona tao amin’ny fokontany Ambinany. πŸ“Œ Sendra tsy tao an-tokatranon ilay reniny lay zazavavy 6taona ; dia iny no fantatra fa nihidy tao antrano ilay Papakelin’ny sy Zaza vao 6 taona , Kinanjo niverin’ny tampoka ilay vehivavy ka niantso sy nandodona teo Ambaravarana ela

Distrikany Soanierana Ivongo :Tantsaha mpamboly nisitraka masomboly voafantina sy zezika.

Posted by - fΓ©vrier 1, 2024

Distrikany Soanierana Ivongo :Tantsaha mpamboly nisitraka masomboly voafantina sy zezika. Miisa 89 ireo tantsaha mpaboly notolorana masomboly sy zezika avy amin’ny fitondrampanjakana amin’ny alalany Ministeran’ny Fambolena sy Fiompiana ato anatin’ny Distrikan’ny Soanierana Ivongo. Antenaina amokatra ireo tantsaha amin’ny fisitrahana masomboly. :Brudo Raseta

Soanierana Ivongo : Mbola tsy mitsahatra ny orana

Posted by - janvier 21, 2024

πŸ“Œ Nanomboka ny Asabotsy tokony tamin’ny 5ora tolakandro , ka hatraminy Alahady maraina izao . Raha ny fahitana azy dia mbola tsy hahitana masoandro ny tontolonandro androany. Efa miakatra ny ranompotaka ao aminy fokontany Andatsadrano sy ireo hafa izay toerana hita iva. πŸ†” Nangonin’i Brudo Raseta

Soanierana-Ivongo fanatanjahantena : Tanora maro nomena fiofanana mitsara baolinakitra nomena mari-pankasitrahana .

Posted by - janvier 21, 2024

πŸ“Œ Matetika ahita olana eny amin’ny fitsarana baolina kitra eny anivin’ny Kaominina sy Fokontany maromaro mandrafitra ny distrikan’i Soanierana Ivongo . πŸ“Œ Solontena avy amin’ny kaomina valo no fantatra fa nandray anjara ankoatra ny Manompana izay tsy nahitana solontena . Ho fisorohana izany dia tanora miisa 30 tonga nanao fiofanana nandritra ny telo andro, ka

Soanierana-Ivongo : Vehivavy hitafaty andrano .

Posted by - janvier 20, 2024

Vehivavy manodidina ny ho 35 taona, nadro amin’ny rano sandragato , tsy fantatra sy tsy hita ny raha natondra azy ka tafalentika andrano , tokon’ny taminy fito ora mahery alina ; nambaran’ny olona nahita azy teo amorondrano Sandrangato. Nadritrany adiny roa izy tafalentika tao anaty ranomamy .Tsy misy mahafantatra azy ny mponina ao amin’ny Fokontany