π—™π—œπ—§π—¦π—”π—₯𝗔𝗑𝗔 𝗧𝗔𝗠𝗣𝗒𝗑𝗬: 𝗑𝗒π—₯π—”π—œπ—¦π—œπ—‘π—” 𝗑𝗬 π—™π—œπ—”π—‘π—œπ—”π—‘π—”π—‘’π—œπ—₯π—˜π—’ π— π—£π—œπ—”π—‘π—”π—§π—₯𝗔 𝗛𝗒 π— π—£π—œπ—§π—¦π—”π—₯𝗔.

Posted by - janvier 25, 2024

Alarobia 24 Janoary 2024, teo anivon’ny Fitsarana Tampony Anosy, Mpianatra ho Mpitsara miisa 100 no nanao fianianana.   60 Mpianatra ho Mpitsara ny ady hifanaovan’ny olon-tsotra. 20 Mpianatra ho Mpitsara ny ady hifanaovana amin’ny Fanjakana. 20 Mpianatra ho Mpitsara mikasika ny fitantanana ny volam-panjakana.   Fianianana santatra no nataon’izy ireo, mialohan’ny handehanana hizatra asa eny

AKANY FANARENANA NY ZAZA NANIA AO MANDROSOA ANOSIALA

Posted by - dΓ©cembre 14, 2023

AKANY FANARENANA NY ZAZA NANIA AO MANDROSOA ANOSIALA : FENO 120 TAONA NY NANANGANANA AZY. NANATRIKA NY FANKALAZANA NY MINISITRY NY FITSARANA, ARY NANOLOTRA FAMPITAOVANA HO AN’NY AKANY. Talata faha-12 Desambra 2023, eto amin’ny akany fanarenana ny Zaza nania eto Mandrosoa Anjanamasina. Natomboka tamin’ny fotoam-pivavahana iraisam-pinoana, teto amin’ny AumΓ΄nerie FJKM ny fankalazana ny faha-120 taona

ANTENIMIERAM-PIRENENA : LANY TSY NISY NITSIPAKA NY VOLAVOLAN-DALANA LAHARANA 022/2023,

Posted by - dΓ©cembre 14, 2023

MINISTERAN’NY FITSARANA ANTENIMIERAM-PIRENENA : LANY TSY NISY NITSIPAKA NY VOLAVOLAN-DALANA LAHARANA 022/2023, MIKASIKA NY FAMOTSIAM-BOLA SY FAMATSIAM-BOLA NY ASA FAMPIHOROHOROANA. NISAOTRA NY SOLOMBAVAMBAHOAKA NY MPITAHIRY NY TOMBOKASEM-PANJAKANA, MINISITRY NY FITSARANA.   Alarobia faha – 13 Desambra 2023, teto amin’ny Lapan’ny Antenimieram-pirenena eto Tsimbazaza. Niatrika ny Solombavambahoaka ny Mpitahiry ny Tombokasem-panjakana, Minisitry ny Fitsarana, nitondra ny