ANKILIZATO | TAFAVERINA TAMIN’NY RENINY IHANY ILAY ZAZA VARIRA

Posted by - novembre 13, 2023

TAFAVERINA TAMIN’NY RENINY IHANY ILAY ZAZA VARIRA NOHO NY EZAKY NY MPITANDROFILAMINANA SY NY KALONY TAO ANKILIZATO Efa ho roa vola lasa izay no nisy naka ankeriny Ilay Zaza varira tao Maroalika fokontany Morarano kaominina Ankilizato ny 25 Septambra 2023 lasa teo. Tsy najanona anefa ny fikarohana nataon’ny Tobi-paritra zandarimaria Ankilizato fa niezaka nanao ny