Anosipatrana | Noesorina ireo fakobe nivangongo

Posted by - janvier 30, 2024

Nariana vonjimaika teny amin’ny digue Anosipatrana ireo fako teto Antananarivo satria nisy fahatapahany ny lalana makeny Andralanitra Efa tonga ety Anosipatrana ireo fitaovana voalohany handroka ireo fako, hanalalaka ny arabe eto amin’ny digue Anosipatrana, fantatra ihany koa fa efa misy ny vahaolana vonjimaika amin’ny fanaterana ny fako eny Andralanitra ka hiverina amin’ny laony tsikelikely araka

KAOMININA ANTANANARIVO RENIVOHITRA-FAMPANDEHANAN-DRAHARAHA ENY ANIVON’NY BORIBORITANY

Posted by - janvier 30, 2024

 πŸ“Œ Mitohy hatrany ny asa eny anivon’ny Boriboritany rehetra eto Antananarivo Renivohitra ary mandray sy misokatra ho an’ny mponina izy ireo.    πŸ“Œ Raha ny eny amin’ny Boriboritany fahaefatra manokana, dia tsy latsakin’ny 100 isanandro ny fangatahana voaray toy ny fanamarinan-tsonia na « lΓ©galisationΒ Β», miampy ny kopia nahaterahana sy ny hafa ihany koa. Nisy ny fanatsarana ny fomba